Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Janoary, 2010
Haiti: Olo-malaza Haitiana nambara fa maty
Mbola sarotra dia sarotra ny fifandraisana anatiny sy ivelan'i Haiti ary maro amin'ny olona no mbola tsy afaka nahazo vaovao - raha misy - momba ireo tapaka sy namana, tonga ireo vaovao, mahaliana ihany, avy amin'ireo mpitoraka blaogy ivelan'i Haiti, momba ireo olo-malaza tsy hita na efa voalaza fa maty.
Congo (RDC): Ny vokatry ny tsy firaharahiana
Mahafinaritra ny Congoblog. Mendrika daholo ny lahatsoratra tsirairay, indreto ny tena nanaitra hatramin'ny fiatombohan'ny volana janoary teo: avy any Kisangani, Boyomais mitaraina ny amin'ny zavatra mampalahelo iainana any amin'ny toeram-pitsaboana ...
Torkia: Taona fahatelo namonoana an'i Hrant Dink
Telo taona androany, dia nisy nitifitra tamin'ny basy teo ivelan'ny birao fanaovan-gazety fiasany tany Istanbul, Torkia, ilay mpanao gazety Tiorka-Armeniana Hrant Dink . Tsy noraharahiana izy, nankahalain'ny Tiorka sy ny Armeniana noho ireo...
Karaiba: Jeritodika isam-paritra 2009
Amin'izao fankalazan'ny Global Voices ny faha-dimy taonany izao, dia izao no fotoana hanararaotina hanazavàna ny antony anaovantsika izay ataontsika sy izay fiovana vitan'ny asantsika. Araka ny namintinan'ny mpiara-miasa amiko Jillian...
Bolivia: Oliravina taloha, mirotsaka ho fidiana governoran'i Beni
Ho an'ny maro, ny fanambarana nataon'ny filoha Evo Morales nanendry ilay mpanjakavavin'ny hatsarana taloha, Jessica Jordan, 25 taona, hilatsaka hofidiana governora ao amin'ny departemantan'i Beni amin'ny anaran'ny antoko MAS (Antoko sosialista),...
Kazakhstan: Resaky ny mpitoraka blaogy momba ny firaisana fadintseranana sy ny harem-pirenena
Miady hevitra amin'izay ho azon'i Kazakhstan noho ny Fikambanana anatina fadintseranana iray hiraisany amin'i Rosia, Belarosia ary Kazakhstan, izay hanankery nanomboka tamin'ny 1 Janoary 2010 teo, ireo mpitoraka blaogy. Jeren'ny...
Ejipta: fandripahana kristiana tao Naga Hammady
Hajao ny fivavahana avy amin'i Sarah Carr Ny 7 Janoary no mankalaza krismasy ny kristiana kopta. Nankany am-piangonana hankalaza ity fety masina ity ny kôpta tany Ejipta ny takariva mialoha...
Iran: tolona iraniana tohanan'ny mpiserasera shinoa
Hatramin'ny fihetsiketseham-bahoaka manohitra ny fitondrana islamika tany Iran nandritra ny fankalazana ny Ashura, dia mpiserasera Shinoa ampolony ny niditra tao amin'ny valam-piaraha-monina Twitter #iranelection. Ary dia nampiany hashtag vaovao, #CN4Iran,...
Madagasikara tamin'iny taona iny – Fizarana fahatelo -
Teo alohaloha teo moa i Lova Rakotomalala no nanoratra ho antsika ny Madagasikara nandritra ireo volana niatombohan'ny taona 2009 izay tonga hatrany amin'ny fanonganam-panjakana nataon'i Andry Rajoelina, Ben'ny tanànan’ Antananarivo...
Ejipta: Fanentanana “Mitenena”
Raha miomana fatratra ho amin'ny fifidianana filoham-pirenena hatao amin'ny taona 2011 i Ejipta dia misy andian'olona ao amin'ny tontolon'ny bilaogy manao fanentanana mampirisika ny olona hino fa afaka manova izy...