Zimbaboe : Hatsikana mikasika ny fifidianana amin'ny YouTube

Ny namana Ethan Zuckerman no manoratra mikasika ny “hatsikana tsipaka am-bavafò mikasika an'i Zimbaboe” [Dark humor about Zimbabwe] :

You might have missed it, because I buried it at the bottom of the last (long) post. What follows below is a very funny radio segment from a South African morning comedy show […]

you’ll hear the (fictional) Zimbabwe Embassy phone service offer an option for voters who aren’t sure if they want to vote for Mugabe or for “that colonial lapdog traitor Makoni or for the British organ-grinder monkey Tsvangarai”:

“If you are not sure who you want to vote for, in other words, if you are undecided rural voter, wait for the tone and leave your physical address where one of our representative can help you make up your mind very quickly.”

Unfortunately, it’s funny because it’s close to the truth. As the folks at Sokwanele have documented, there’s been widespread voter intimidation designed to “persuade” rural voters that it would be in their best interests to support ZANU-PF.

“Angamba mety tsy tsy voamarikareo izy ity satria naleviko ary amin'ny faran'ny lahatsoratro (lavabe) farany. Indro ampahanyamin'ny hatsikana izay navoaky ny fandaharana maraina Comedy Show any Afrika Atsimo […]
aharenesanareo ny fomba famalin'ny masoivoho (tsy tena izy) Zimbaboeana ara-telefaonina amin'ny fanomezana safidy ireo mpiantso izay mbola misalasala raha hifidy an'i Mugabe na hoan'i “Makoni izay amboa mpilelaka ny mpanjanaka na i Tsvangarai mpamadika tanindrazana sady rajakom-bazaha fiarovana ny [tombotsoan'ny] Anglisy”:
“Raha toa ka mbola misalasala izay hofidianareo ianareo, izany hoe, raha mpifidy tanambanivohitra misalasala ianareo, miandrasa ny feo dia mitenena ary apetraho izay adresy misy ny toerana ipetrahanareo fa hisy solontenanay afaka manampy anareo handray safidy haingana.”
Sady mampihomehy no mampalahelo satria tsy lavitra ny zava-misy. Arak'izay tatitra nataon'ny mpikamban'ny fikambanana Sokwanele, tena saika isam-paritra no nahitana ireo fampihorohoroana ireo mpifidy mba « handresen-dahatra » ireny mpifidy tamabanivohitra ireny fa tsara kokoa ho azy raha mifidy manohana ny ZANU-PF izy [antokon'i Mugabe].”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.