Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Septambra, 2017
Ny Krizy Nokleary Iraniàna
Raha manao izany ry zareo, dia io no ho fiandohan'ny Ady Lehibe Fahatelo
Rakipeo Global Voices – Antsafa Niarahana Tamin'i Lisa Goldman, Bilaogera Monina Any Tel Aviv
Niala tao Canada nankany Tel Aviv, Israely i Lisa Goldman, taona vitsivitsy lasa izay. Mpandray anjara tsy tapaka ato amin'ny Global Voices i Lisa ary mamahana bilaogy momba ny fiainana ao Isiraely ao amin'ny On the Face.
Ireo Libaney Bilaogera Tamin'ny Herinandron'ny 06/03/06: Tsy Finoana Sy Fahatsapàna Tsindrimandry, Fa Ny Fiainana Mitohy Ihany
Ho anareo rehetra ireo, izao no lazaiko androany, misaotra anareo.
Reformista Mpikambana Ao Amin'ny Parlemanta Iraniana, Manosika Ny Hamotsorana Ireo Mpitarika Ny Hetsika Maitso Gadraina Ao An-tranony
Nametraka ny "Kaomity Mikatsaka ny Fampitsaharana ny Fanagadràna ao an-trano" ireo Reformista mpikambana ao amin'ny Parlemanta Iraniana, taorian'ny fampidirana tany amin'ny hopitaly an'i Mehdi Karroubi, 79 taona, mpitarika ny mpanohitra.
Ny Herinandro Tao Koety
Avelan'i Nibaq tao an-trano fandrona ny milina fanoratsoratany ka dia manoratsoratra eo daholo ny tsirairay ao an-tokantrano
Ny Herinandro Tao Bahrain. (10/03/06)
Raha toa ka nahita fahombiazana lehibe ilay fampanantenana nataon'i Haitham Sabbah mba hampiditra an'i Palestina amin'ny Blogger, Yahoo sy MSN, mbola miady amin'ny devoly miaraka amin'i Mullas foana i Mahmood, manohitra ny Lalàna Manokana vaovao ao Bahrain!
Okraina: Roa Taonan'ny Fitondran'i Yushchenko
Tomponandraikitra tsy amin'ny fiainantsika fotsiny isika, fa amin'ny fiainan'ny Tanindrazantsika ihany koa; miankina amintsika ny zavatra rehetra
Bitsika Afgàna: Fampihavanam-Pirenena sy Ashura
Nahoana ianareo no mively tena sy mandratsa-drà. [...]; Maniry ny hahazo tombontsoa aho, [...] "te-hanambady aho, fa tsy manam-bola."
Iràna: Ny Tontolo Medikaly Maharaka ny Teknolojia, Ary Ireo Fandinihan'i Norouz
"...Mihira mba tsy hihainoana. Mihomehy mba hanafenana ny ranomaso. Mividy mba hanadinoana ny alahelo.... Tsy maintsy miaina izany aho raha te-ho velona."
Orinasa Iray Manana Fifandraisana Amin'ny Minisitra Paragoainina no Mitarika Ny Fandripahana Ala Ao Amin'ny Faritra Chaco
Ny faritr'i Chaco, izay mipaka any amin'ny faritra Paragoay, Brezila sy Arzantina, dia manana taha ambony indrindra amin'ny fandoroana ala , ateraky ny fitrandrahana ala hamokarana saribao sy hampiroboroboana tanim-bilona ho an'ny fiompiana.