· Jona, 2010

Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Jona, 2010

Iran: sarisarin'i Mir-Hossein Mousavi mampisafoaka ireo maitso

Mpanao sariitatra Iraniana lehibe iray sady mpitoraka blaogy mipetraka any Canada, Nikahang Kowsar, dia namoaka sariitatry ny filoha mpitarika ny, Mir-H0ssein Mousavi izay niteraka fanehoan-kevitra maro tao amin'ny media sosialy Iraniana. Mampiseho an'i Mousavi mipetraka eo latabatra iray afaka 10 taona aorian'izao, manoratra ny fanambarany faha-300.

24 Jona 2010

Maraoka: Misy olona mitovy sata kokoa

Mitovy sata daholo ny maraokana rehetra, fa misy ny Maraokana mitovy sata kokoa amin'ny hafa, raha nanoratra ilay mpitoraka bilaogy maraokana Jamal Elabiad. Niafara tamin'io famintinana io izy taorian'ny resaka kolikoly...

04 Jona 2010