Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Septambra, 2008
Venezoela:Noroahin'ny Filoha Chavez ny Fikambanana Tsy Miankina Human Rights Watch
Miaramila maro mirongo fiadiana no nalefa hisambotra an'i José Miguel Vivancos, mpitondra tenin'ny Fikambanana Tsy Miankina Iraisam-pirenena Human Rights Watch, ary nandroaka azy hiala an'i Venezoela ora vitsivitsy taorian'ny nanaovany...
Shina: Handratra ny fontsika ve ny loka Nobel ho amin'ny fandriampahalemana?
Efa tsy dia tena faraidiny loatra ny tantana raha nahazo ny loka Nobel momba ny haisoratra i Gao Xingjian tamin'ny 2000; Niarahaba ilay nizaka ny zom-pirenena Shinoa teo aloha i...
Masedonia : Horonan-tsary hiadiana amin'ny kolikoly
Nizara rohin'ny mpitoraka blaogy roa izay naneho horonan-tsary maro maneho ny fanararaotam-pahefana ao amin'ny faritra iray ao Skopje i Razvigor 😉 dia i Komunikacii [MKD] sy Panta Rei [MKD].
Japana: Namoaka DVD ilay mpanao politika Yuri Fujikawa
Ny hivoahan'ny [ja] DVD mampivoitra ilay mpanao politika japoney 27 taona Japanese Yuri Fujikawa [藤川 優里], mpikambana ao amin'ny antenimieran'ny tanànan'i Hachinohe [八戸市] ao amin'ny Pirefekitioran'i Aomori [青森県], izao no...
Arabia Saodita: Ankamamian'ny Saodiana ve i Sarah Palin?
American Bedu no maminavina raha azo atao olom-pirenena Saodiana filamatra i Sarah Palin: “Manohana ny fampianaram-pamoronana ny tany sy ny eo aminy izy fa tsy ny fampianaram-pivoaran'ny tontolo…Tsy manaiky ny...
Bolivia: mihatra ny lalàna miaramila any Pando
Miatrika fihetsiketsehana sosialy hatrany i Bolivia amin'izao fotoana izao, raha mibodo ny tranom-panjakana maro ao Santa Cruz ny vahoaka mpanohitra, ary vao nisy fifanandrinana nifanaovany tamin'ny mpanohana ny fitondrana nahafatesana...
Iran: Revolisionan'ny fahamahanam-bolongana
The Blogging Revolution (Revolisionan'ny famahanam-bolongana) nosoratan'i Antony Loewenstein dia ho azo vidiana ao Amazon rehefa kelikely. Miresaka momba an'i Iran, Ezipta, Syria, Arabia Saodita, Shina ary Kiobà indrindra io The...
Kenya: Nosamborina ny mpikambana ao amin'ny Bunge La Wananchi
Sukuma Kenya no manoratra momba ny fisamborana ireo mpikatroka politika any Kenya: ‘Mihaika tanteraka indray ny fahafahantsika mivory ny pôlisy nisambotra mpikambana ao amin'ny Bunge La Wananchi mba hampihorohoroana azy...
Arimenia: fifandraisana amin'i Torikia, ahoana indray ny manaraka?
Taorian'ny fitsidihana manantantara nataon'ny filoha Tiorika Abdullah Gul tany Yerevan tamin'ny faran'ny herinandro teo hanatrika ny lalao fifanintsanana ho amin'ny amboara erantany nifanaovan'i Arimenia sy Torikiateo akaikin'ny filoha tompontany ;...
Maraoka: Mpitoraka blaogy nosamborina, avy hatrany dia voasazy
Androany maraina (Alatsinainy 8 septambra 2008), navoakan'ny tranonkala mpampahalàla vaovao Hespress [amin'ny teny Arabo] fa nosamborina tany an-trano fonenany tao Agadir ilay mpitoraka blaogy Mohammed Erraji.Lahatsoratra iray momba ny Hespress...