· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Mey, 2008

Malawi : Hevitra nateraky ny fiverenan'ny filoha taloha hanao pôlitika

  15 Mey 2008

Vao tsy ela izay, no nanatanterahan'ny antoko [eo amin'ny fitondrana] UDF [United Democratic Front ] ny fihaonambeny sy ny nifidianany ny filoha taloha Bakili Muluzi ho  kandidan-dry zareo amin'ny fifidianana filoham-pirenena izay hotanterahaina amin'ny taona ho avy any Malawi [2009]. Ny filoha lefitry Malawi, ny Dr Cassim Chilumpha izay ambany fiampangana ho mpamadika no...

Palestina : Mamaham-bolongana ho an’i Palestina amin’ny 15 mey

  14 Mey 2008

Marihina amin’ny 15 mey 2008 ny fahaenimpolo taonan’ny Nakba na fahatsiarovana ny namindrana ny Palestianiana hiala an’Isiraely. Mazava loatra fa ho an’ny Isiraeliana izany dia midika ho fahaenimpolo taonan’ny fahaleovantenany. Ary ho an’ny mpamaham-bolongana kosa dia midika ho Andron’i Palestina ny 15 Mey.

Zimbaboe : Nisy nanodikodina ve ny Gazety iray fehezin'ny fitondrana ?

  14 Mey 2008

My Zimbabwe today no manontany tena raha nisy nanodikodina ny vohikalan'ny gazety Herald any Zimbaboe : The Herald newspaper's website has been down since it was hacked over the weekend. Currently the website will re-direct you to the Sunday Mail website another arm of the government's propaganda machine. The state...

Zimbaboe : Fepetra takiana alohan'ny handraisany anjara amin'ny fihodinana faharoa

  13 Mey 2008

Hope no manapariaka ao amin'ny blaogy this is Zimbabwe ireo fepetra takian'i Morgan Tsvangirai alohan'ny handraisany anjara amin'ny fihodinana faharoa amin'ny fifidianana filoham-pirenena any Zimbaboe : This morning’s press conference saw Morgan Tsvangirai confirm that he would face Robert Mugabe in a run-off, but he has conditions which he says...

Serbia: Ny fifidianana parlemantera

  12 Mey 2008

Fanehoan-kevitra iray ao amin'ny A Fistful of Euros‘ mikasika ny fifidianana Serba: “Tsy nisy nanampo ny valim-pifidianana saingy hoy aho hoe misy hafatra tian-kampitain'ireo mpifidy araka ny fijery serba milaza fa tsy voatery hanaiky ny fahaleovantenan'i Kosovo vao tafiditra ao amin'ny Vondrona Eoropeana.” I Mark Mardell ao amin'ny BBC moa...

Rosia: George Watts sy Dmitry Medvedev

  12 Mey 2008

Robert Mackey no manoratra ao amin'ny the New York Times’ The Lede momba  “ny ‘Feon'i Rosia Ankehitriny'” – sy ny feon'ny filoha Dmitry Medvedev nandritra ny lanonam-panokafana: “[…] George Watts, ilay mpanentana teraka Kanadiana izay nifindra tany amin'ny Firaisana Sovietika tamin'ny taona 1952 niaraka tamin'ny ray aman-dreniny. Talohan'ny naharava ny...

Libanona: tsy mifankahazo ny resaka

  10 Mey 2008

“…fifandraisana tsara aro tany amin'ny tany tsy azo idiran'ny olona hafa ary nanampy ny mpitolona niady tamin'ny miaramila Isiraeliana niaraka tamin'ny fitaovany harifomba nandritra adin'ny fahavaratra 2006 ilay fifandraisandavitra ifaneraseran'ny Hezbollah manokana niteraka ny fifanandrinana farany teo” hoy ny GPC nilaza ny anton'ny ady mitranga ankehitriny any Libanona.

Myanmar: Milona ny asa famonjena

  10 Mey 2008

Miakatra hatrany ny isan'ny maty tao Myanmar andro maro taorian'ny nandalovan'ilay rivo-doza mahafaty namely ny firenena. Razana maro no ariana (atsipy) any an-drenirano Tonga avy amin'ny lafivalon'izao tontolo izao ny fanampiana saingy ny fitondrana miaramila no mampanano-sarotra ny hetsik'ireo fikambanana mpanampy avy any ivelany. Miharatsy ny toe-draharaha rehefa ny sakafo sy ny fanafody no tsizarizary