· Marsa, 2010

Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Marsa, 2010

Singapore: Ady amin'ny fanamelohana ho faty

  29 Marsa 2010

Maneho hevitra amin'ny fanamelohana ho faty nataon'ny Fitsaràna Avon'ny Singapore tamina tanora Malaiziana iray noho ny fanondranana zava-mahadomelina ireo mpitoraka blaogy any Singapore

Sina: Endrika marobe isehoan'ny fanivànana aterineto

GV Mpisolovava  28 Marsa 2010

Ny 12 Martsa no Andro manerantany Hiadiana amin'ny Sivana amin'ny Aterineto ka namoaka ny lisitra farany avy aminy  “Ireo fahavalon'ny Aterineto” ny Reporter without Border [Reporters sans frontières] izay manondro...

Iran: Mitohy ny fisamborana mpitoraka blaogy hafa

  28 Marsa 2010

Fitohitohizana fisamborana mpitoraka blaogy hafa indray no notaterina tany Iran nefa tsy dia mazava loatra ny antsipiriany. Samy nosamborina na ny mpitarika vondrona iray manohatra sivana, antsoina hoe Iran Proxy, na ny mpanangana ny fampiantranoana blaogy Persiana.

Trinite sy Tobago: Vita ny vola

  26 Marsa 2010

“Nanoaka aho halina raha nahare tamin'ny vaovao navoakan'ny televiziona rehetra misy eto an-toerana nitatitra ny nanafihan'ny polisy, malaza amin'ny fankatoavana ny lehibeny tsy azo anaovana kolikoly, ny biraon'ny UDeCOTT, ny...

Thailandy: Miala any ny menalamba

  12 Marsa 2010

Manam-pikasana ny hanomboka filaharambem-panoherana any Bangkok any Thailandy manomboka ny 12 marsa io ny United Front of Democracy Against Dictatorship (UDD) na Manda Mivondrona ho amin'ny Demaokrasia manohitra ny Didy...