· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Mey, 2008

Zimbaboe : Handrombaka ny fitondrana

Ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net, i Amanda Atwood no miantso ny vahoaka any Zimbaboe mba handrombaka ny fitondrana hiverina indray eo am-pelatànany : As Zimbabweans, we also have to start taking...

20 Mey 2008

Zimbaboe : E-Sary hoan'ny Demôkrasia

Sokwanele no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe ny hetsika voiziny eto anivon'ny Aterineto ka ampiasany E-Sary mikasika an'i Zimbaboe: Sokwanele will be releasing regular e-card designs in the days...

20 Mey 2008

Libanona: Mifaneke na mifindrà toerana

“Teny an-dalana mankany amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenen'i Beirota no nitenenan'ny mpikamban'ny ‘Fivondronan'ny Sembana’ sy ny fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana tamin'ny mpanao politika, tompondakan'ny ady (Seigneurs de la guerre), ny be...

18 Mey 2008

Armenia: Angom-baovao

Manangona ny vaovao nandritra ny herinandro i Ny Mpandinika Armeniana (The Armenian Observer) ary milazalaza ny heviny ihany koa. Efa nampoizina ihany ny lohahevitra nibahana tamin'ny fampahalalam-baovao fa ny toe-draharaha...

18 Mey 2008