Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Marsa, 2008
Zimbaboe : Inona no mbola andrasan'ny MDC ?
Bev Clark no mizara ao amin'ny blaogy kubatana ny fijeriny mikasika ny fifidianana any Zimbaboe : But what now? What is the MDC waiting for . . . the Zimbabwe...
Zimbaboe : Tantara an-tsary ny fifidianana filoham-pirenena
Ngizwani-Ndinzwei no manapariaka tantara an-tsary ny fifidianana jeneraly [filoham-pirenena sy solombavambahoaka] any Zimbaboe : The Netherlands Institute of Southern Africa (NiZA) kindly gave us a grant to capture the Zimbabwe...
Japana: Nialàn'ny Nissan i Richard Gere
Niteraka fanehoan-kevitra an-jatony tao amin'ny dinika (forums)[ja] sy setriny avy amin'ny mpamaham-bolongana ny tati-baovao iray [ja] (fehiny amin'ny teny anglisy) izay nahafantarana fa nofoanan'ny Nissan ny fifanarahana tamin'i Richard Gere...
Makaô: Mpanao politika mino ny fandrosoan'ny firenena
Leocardo [pt] no mamelabelatra ny ho avin'i Makaô sy ny mpanao politika ao aminy amin'izao fotoana izao: “Azo inoana ve ireto mpanao politika “part-time” izay mitady paika ho voafidy anatin'ny...
Rosìa : Honohono sy zava-misy
Da Russophile [voasarik'izay rehetra mikasika an'i Rosìa] dia mamaly ny lahatsoratr'i La Russophobe [tafintohin'izay rehetra mikasika an'i Rosìa] amin'ireo Honohono 10 mikasika an'i Rosia : 2. MYTH: Putin has abused...
Kiobà : Manakana mpitoraka blaogy
Tianao hitakoritsika ve ny blogosfera Kiobàna ? Bahano ary ny famakiana blaogy tian'ny maro. Hatramin'ny nibahanan'ny manam-pahefana Kiobana blaogy tsy manohana ny fitondrana avy ao Havana tamin'ny fiantombohan'ity herinandro ity,...
Korian-karena : Tati-dresak'ireo mpiblaogy mikasika ny Andro Iraisam-Pirenena hoan’ny Rano
(Tsy ho nahita masoandro mihitsy ity lahatsoratra ity raha tsy nisy ny fanampian'i Paula Góes, sy i Amira Al Hussaini ary i Lova Rakotomalala. Fankasitrahana eram-po no atolotra azy ireo...
Ezipta: Antso ho amin'ny fitokonana faobe
“Miantso fitokonambe izay hotanterahina ny 6 aprily ho avyizao, izany hoe roa andro mialoha ny fifidianana filakevim-paritra ny vondron'ny mpanohitra any Ezypta ka tafiditra anatin'ireo mpiantso ny antokon'ny mpiasa, ny...
Nizeria: Vohikala ho an'i Obama
David Ajao no miresaka momba ny fisokafana vohikala iray hanohanana an'i Obama any Nizeria: Manopy maso mandrakariva ao amin'ny fanaovana dinika amin'ny aterineto Nairaland be mpanaraka indrindra ao Nizeria aho...
Irak tao anaty dimy taona: Nihetsika izao tontolo izao
Anio, 19 mars, no manamarika ny fahadimy taonan'ny “Ezaka ho fanafàhana an'i Irak”. “Tany amboalohany dia tetika nentina handrodànana an'i Saddam Hussein sy ” hamàrana ny ady tsy mbola miantomboka”...