· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Aogositra, 2008

Ejypta : Taorian'ny afo tao amin'ny antenimiera

  21 Aogositra 2008

Mampihomehy sady mahavery hevitra ny fahitan'ny mponina ny nandevonan'ny afo ny trano tao amin'ny antenimiera androany. Tsy mampino, fa tena misy mihitsy nefa ireo faly noho ny nandevonan'ny afo ilay...

Kazakhstana : ny lalao Olympika tamin'ny blaogy

  19 Aogositra 2008

 Nangingina ny resaka politika teo anivon'ireo mpitoraka blaogy avy any Kazakhstana noho ny lalao Olympika. Mahasorena an'i Alim Atenbek ny fanamiana nanaovan'ny ekipa avy ao Kazakhstana [ru]: Officials always want...

Guyana : Hopitaly nirehitra

  15 Aogositra 2008

Levon'ny afo omaly maraina ny sampana mikarakara ny fahasalamana ara-tsaina ao amin'ny Hopitalin'i Georgetown. Notantarain'ireo mpitoraka blaogy ao amin'ny Living Guyana amin'ny antsipirihany ity hay trano ity … Ny lahatsoratra...

Osetia Atsimo:Naka tàhaka an'i Kosovo ve?

  15 Aogositra 2008

Raha nanambara samirery ny fizakan-tenany i Kosovotamin’ny 17 febroary 2008, dia nizarazara be ihany ireo fiorenena maro manerantany ny amin’ny maha-aradrariny na tsia iny fihetsika iny Amin’izao fotoana izao, 45...

Libanona: Fanafihan'ny mpampihorohoro an'i Tripoli

  14 Aogositra 2008

Nahafaty olona 11, ka miaramila ny 9 amin'izany, sy naharatra 30 hafa ny fanapoahana baomba nataon'ny mpampihorohoro tany Tripoli, Libanona. Nangonin'i Moussa Bashir ny fanehoan-kevitry ny mpamaham-bolongana Libaley tamin'ity fanafihana ity.

Kiobà: Mendrika izany ve?

  13 Aogositra 2008

Yoani Sanchez no manadihady ny volavolankevitra vaovao hampakarana ny vola fandrain'iny olona efa retirety ary dia naka ohatra mpampianatra iray efa ho tonga amin'izany maharetirety azy izany mba hanehoany ny...