· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Jona, 2008

Faritra Balkanika : Michael J. Totten mpizahatany

  30 Jona 2008

Michael J. Totten ao amin'ny gazety Middle East Journal no manapariaka lahatsoratra ravahina sary mikasika ny diany farany tany amin'ny faritra Balkanika (93 ireo hafatra voarainy); LimbicNutrition Weblog kosa dia nanoratra...

Zimbaboe: Nosamborina ny sekretera jeneralin'ny MDC

  13 Jona 2008

Famoretana ny fanoherana hafa ao Zimbabwe indray: “Nosamborina raha vao nigadona fotsiny ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena tao Harare ny Sekretera Jeneralin'ny MDC Tendai Biti”: filazana fohy vao azo avy tamin'ny mailaka. Tsy misy na inona...

Trinite sy Tobago: Onjam-piovana?

  13 Jona 2008

Inoan'ilay mpamaham-bolongana Trinitita Attillah Springer fa hampivoatra zavatra maro ny onjam-piovana entin'i Barack Obama:  “Onjam-piovana iray tiako handom-baravarana aty amintsika izy ity ka hanaisotra amintsika ny fiesonana sy ny fahabangan'ny...

Rosia : Ny fahalalahan'ny mpanao gazety

  10 Jona 2008

Nisy ady hevitra mahaliana mikasika ny fahalalahan'ny fanaovan-gazety any Rosia tao amin'ny New York Time amin'ny teny Rosiana, ao amin'ny Live Journal. Mahery ny 1000 ny hevitra avy amin'ny mpitoraka...

Kenya : Izato bibibe antsoina hoe famotsoran-keloka

  10 Jona 2008

Kumekucha mandray anjara amin'ny adihevitra mikasika ny adihevitra mikasika ny famotsoran-keloka any Kenya [taorian'ireny herisetra be niseho ombieny ombieny ireny] : With the two PRINCIPALS taking diametrically opposing stands on the...