Fitambaran'ireo vondrona mpitaky fizakantena ao Mali, mety vao mainka hanasarotra ny olana pôlitika sy ny fiarovanaRehefa nitsofohan'i Rosia, lasa olana ho an'izao tontolo izao ny ao MaliMpanoratra Jean Sovon Nandika Ornella28 Febroary 2023
Ny zava-niainan'ilay mpitsoa-ponenana teo aloha Behrouz Boochani “tsy mampino” tao amin'ny parlemanta AostralianaNanohana volavolan-dalàna mitaky ny famotsorana ireo mpitsoa-ponenana nogadraina izyMpanoratra Mong Palatino Nandika Raveloaritiana Mamisoa28 Febroary 2023
Ao Senegaly, fifanenjanana eo amin'ny filoha Macky Sall sy ilay mpanohitra, Ousmane Sonko, herintaona mialoha ny fifidianana ho filohampirenenaMitombo ny herisetra ara-batana atao amin'ireo mpanohitraMpanoratra Jean Sovon Nandika Miora28 Febroary 2023
Mitaky ny zony ety anaty tambajotra ry zareo TogoleyNy fikatrohana ara-politika irery ihany no mahasosotra ny governemanta TogoleyMpanoratra Jean Sovon Nandika Miora25 Febroary 2023
Fanolorana Loka “Félix Houphouët-Boigny” ho an'i Angela Merkel, hisy fiantraikany amin'ny dingana fampihavanam-pirenena ao Côte d’Ivoire ve?Merkel, nahafahana nampihaona imasom-bahoaka mpisehatra telo goavan'ny pôlitika ao amin'ny firenena Mpanoratra Jean Sovon Nandika Candy23 Febroary 2023
Miisa 37 niakatra 60.000: Mbola manjavozavo ny angon-drakitra ofisialy momba ny fahafatesana vokatry ny COVID-19 any ShinaNandiso ny tarehimarika ofisialin’ny maty tamin’ny COVID-19 ireo mpiseran’ny media sosialy ShinoaMpanoratra Oiwan Lam Nandika Salohy Randriafanomezantsoa23 Febroary 2023
Fitsidihan'i Papa François tao RDC: Mizarazara ny hevitr'ireo Kôngôley momba ny fanambaràna nataony Kôngôley an'arivony no nafindra toerana ao anatin'ny fireneny ihany.Mpanoratra Jean Sovon Nandika Sylvia Aimée22 Febroary 2023
Melohin'ireo firenena Afrikana miteny paortiogey ny famelezana ny demaokrasia any BrezilaNiteraka fanehoan-kevitra ny fanakorontanana ireo Lapam-pahefana telo tamin'ny 8 janoaryMpanoratra Global Voices Lusofonia Nandika (en) i Dércio Tsandzana, Andriamifidisoa Zo16 Febroary 2023
ONU, nataon'ny governemanta Maliàna lasibatra mivantana tamina fandroahana nisesy ireo solontenanyPolitika mankasitraka an'i Maosko koa no arahan'ireo sasany mpifanolo-bodirindrina amin'i Mali Mpanoratra Jean Sovon Nandika Miora14 Febroary 2023
Manao izay hanaratsiana ny Átlátszó, hongroà mpanao fanadihadiana, ireo mpiantsehatra rantsan'ny FanjakanaAmbany fifehezan'ny governemanta ny ankamaroan'ireo seha-baovao be mpanaraka ao HongriaMpanoratra Atlatszo.hu Nandika Andriamifidisoa Zo14 Febroary 2023