Rosìa : Honohono sy zava-misy

Da Russophile [voasarik'izay rehetra mikasika an'i Rosìa] dia mamaly ny lahatsoratr'i La Russophobe [tafintohin'izay rehetra mikasika an'i Rosìa] amin'ireo Honohono 10 mikasika an'i Rosia :

2. MYTH: Putin has abused human rights, personally murdered 200 journalists and returned Russia to its totalitarian past.

REALITY: Too bad that only 3% of Russians agree, despite having easy access to such views via the press, cable TV and the Internet. The number of journalists killed under Putin (17) is less than under Yeltsin (30), and only five of them can be definitively linked to their professional work. Elections have been mostly free and fair.

“HONOHONO faha-2 : Hitsakitsahin'ny filoham-pirenena Putin ny zon'olombelona, ary tompon'andraikitra amin'ny famonoana mpanao gazety 200 izy no sady namerina an'i Rosia tamin'ny vanin'andro fahinin'ny fitondrana jadona.

ZAVA-MISY : Indrisy fa 3 %-n'ny mponina any Rosia ihany no minomino izany, na dia malalaka aza ny fanapariahana ny vaovao toy izany eo anivon'ny fampahalalam-baovao ara-gazety, sy fahitalavitra ary Aterineto. Ary vitsy kokoa ny isan'ireo mpanao gazety nisy namono tamin'ny fitondran'i Putin [17] noho ny tamin'ny fitondran'i Yeltsin [30], ary ny 5 amin'izy ireo ihany no afaka arohy amin'ny asany ny antom-pamonoana azy ireo. Ny fifidianana aza no azo ambara fa sady malalaka no “madio” kokoa.”

Toy izao mantsy ireo Honohono 10 mikasika an'i Rosia arak'izay nosoratan'i La Russophobe :

5. MYTH: Russia is the innocent victim of foreign enemies.

REALITY: Far more Russians have been killed by Russians than by foreigners.

“HONOHONO faha-5 : Tsy manan-kilema viravirain'ireo fahavalo vahiny i Rosia.

ZAVA-MISY : Maro lavitra ireo Rosiana matin'ireo mpiray tanindrazana aminy noho ireo novonoin'ny vahiny.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.