· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Janoary, 2018

Vondrona Ara-poko Shiliana: Fandrosoana Mamely Ny Zon'ny Teratany?

  22 Janoary 2018

Efa ela talohan'ny fibodoana Espaniola no teto ireo vondrona ara-poko teratany Shiliana ,ary nanomboka tamin'izany sy hatramin'izao, miaro ny zon'izy ireo any amin'ny faritra samihafa izy ireo. Ankehitriny, miaro ireo tany nipetrahany nandritra ny taonjato maro manoloana ny fampandrosoana ny firenena izay mety hanohintohina ny fomba fiainany ry zareo.

Mitady Mangarahara Ara-politika i Shily

  19 Janoary 2018

Nanapa-kevitra hampiato ny firaisan'ny antokony amin'ny PPD i Fernando Flores (ES), Senatera avy amin'ny fiaraha-mitantana ankavia, noho ny resaka kolikoly miaraka amin'ireo senatera hafa avy ao amin'ny fiaraha-mitantana ihany.

Very Noho ny Kolikoly ny 20-40%n'ny Famatsiam-bola Amin'ny Sehatry ny Rano aty Afrika

  18 Janoary 2018

Manazava  [amin'ny teny anglisy] ao amin'ny  tranonkalan'ny Tambajotram-Panao Gazety WASH Afrika Andrefana WASHi Mustapha Sesay, Ambasadaoron'ny fahadiovam-pitantanana amin'ny sehatry ny rano ao Afrika Andrefana, : L’accès à l’eau potable à un prix abordable est un droit fondamental, mais celui-ci ne reçoit pas et de loin l’attention nécessaire. La corruption dans...