Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Jona, 2008
Bahamas: Fandinihana momba ny hazo
“Manao ahoana ny momba antsika sy ny hazo? Toa mivoitra fa ny zava-mahasoa (fahatsaràna) — dia ny rivotra madio sy fahatoniana ary alokaloka — dia tsy laharam-pahamehana intsony mihitsy ho...
Manery an'i Shina hanorenany ny fahafahana any Myanmar
Nanangana bolongana, 8-8-08 for Burma, ireo menavazan'ny tolona any Myanmar hanerena an'i Shina “ampinga tokana” ampelatanan'ny mpitondra jadona any Myanmar an-toerana mba hamonjena ain'olona sy hananganana ny fahafahana any an-toerana.
Kiobà: fanoherana tany am-ponja
Uncommon Sense no namaham-bolongana momba ny fitadiavana hanapenam-bava ny fihetsiketsehan'ny voafonja kendren'ny mpiambina ny fonja any Combindado de Guantánamo “izay niandoha raha nilofo hampahafantatra ny fihoaram-pefy mitranga any am-ponja tamina...
Madagasikara : Mizarazara hevitra ireo mpiblaogy mikasika ny fanampiana ireo tra-boin'ny horohorontany any Sichuan
Nanolotra fanampiana ho fandraisana anjara amin'ny fiaraha-mientana iraisam-pirenena ho fanohanana ireo tra-boin'ny horohorontany any Sichuan, any Shina, ny governemanta Malagasy. Ny halehiben'ny voina sy izay fahasimbana dia nanosika ny governemanta...
Armenia : Ny andron’ny ankizy
Nolazain’i Unzipped (tsy voafintina) fa somary nihilana ho amin’ny lafiny politika kokoa tamin’ity taona ity ny fanamarihana manerantany ny andron’ny ankizy, isaky ny voalohan’ny volana jona, nomarihan'ny fianakavian’ireo mpanohitra notazonina...
Pôrtô Rikô – USA: Eritereto tokoa hoe ity resaka ity
Manontany ary i Liza izay mpamaham-bolongana Pôrtôrikana: “Azonao eritreretina ve ny miresaka amin'ny zanakao amin'izay mety hamonoan'ny sasany ny rainy?”, ary nampiany hoe: “ny tsy azon'ny olona anie dia ny...