· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Oktobra, 2007

Bahamas: Ny setrin'ny heloka bevava?

  26 Oktobra 2007

Ny mpikarajia amin'ny onjam-peo maro no mihevitra fa ny fanamafisana ny fanamelohana ho faty no ahafahana misoroka ny fitombon'ny heloka bevava. Miezaka hanazava ny heviny izay mifanohitra amin'izany fironan'ny be...

Zimbabòe : Andrimaso an'i Zimbabòe

  22 Oktobra 2007

Ny blaogy Kubatana blog dia mitatitra ny fiforonan'ny tetik'asa vaovao hitsinjovana ireo fifidiana any Zimbabòe amin'ny herintaona : « Eyes on Zimbabwe is a new feature on Zimbabwe on the...

Syria : Famehezam-bava eto amin'ny sehatra Aterineto

  20 Oktobra 2007

Ny mpibloagy Golaniya dia mitatitra izay famehezam-bava eto amin'ny sehatra Aterineto [Anglisy] miseho any Syria. Two cyber activists were detained for posting online comments that were disfavored by our Syrian...