Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Janoary, 2008
Bermuda : Mpitandro ny filaminana sady mpiblaogy “nahantona”
Mpitandro ny filaminana sady mpiblaogy any Bermuda i Allan Palmer, nambarany fa “nahantona” amin'ny maha-Polisy azy izy noho ny lahatsoratra izay napariany teo amin'ny blaoginy : That article was posted...
Palestina: Nodinganin'i Bloggies 2008 i Azia andrefana
Melohin'ny mpamaham-bolongana Palestiniana Haitham Sabbah ny Bloggies 2008 ho tsy nampiditra ny bolongan'ny faritra Azia andrefana (Atsinanana akaiky ho an'ny tandrefana izay fijery arahin'ny be sy ny maro amin'ny ankapobeny na dia avaratry...
Maraoka: Vaovao farany mikasika ny sivana
Taona nisavoritaka ho an’ny fahalalahana anivon’ny aterineto maraokana ny 2006, noho ny fisian’ny vohikala voatohana tsy hipoitra. Mbola tsy tsara noho izany koa ny taona 2007 raha zara fa navela...
Brezila : Hanisa ny tratran’ny vono-olona
Noarahabain’i PE Body Count [pt] ny vaovao henony fa misy vohikala vaovao ihany koa hanisa sy hametraka ny isan’ny famonoana olona ao amin’ny faritry Alagoas. “Raha te-hiady amin’ity heloka bevava...
Trinite sy Tôbagô : “Taranaka” nangalarina ?
Jumbie's Watch no mitatitra momba herisetra nitranga tany am-pianarana tany Trinite sy Tôbagô : Today I saw an article about a boy, a schoolboy in school, beating a fellow student...
Kioba : Fifidianana sy ethanol
Manorotoro ny fomba fifidianana ny mpikambana parlemanta Kiobana i Child of the Revolution (Zanaky ny Revolisiona) ary indro kosa ny nampitain’i The Cuban Triangle mikasika ny “fiaraha-miasa ara-toe-karena eo amin’ny...
Brezila: Mampifidy an'i Gabeira ho Ben'ny tanàna'i Rio de Janeiro
Tian'i Pedro Dória [pt] hirotsaka ho Ben'ny tanàna'i Rio de Janeiro ny depiote Fernando Gabeira [pt] ary mandresy lahatra ny tontolon'ny mpiblaogy (tontolom-bolongana na blogosphere) sy ny mpamaky rehetra izy hivondrona...
Torolalana fampianarana ny olom-pirenena manerantany te-hamoaka vaovao
Amim-piravoravoana no ilazan’ny Rising Voices ny boky voalohany amin’ny andiana torolalana hanazava amin’ny mpamaky tsy maharaka ny teknika ny fahalalana fototra momba ny Olom-pirenena mamoaka vaovao (na fantsom-baovaon’olom-pirenena). Ny torolalana...
Dôminika : Izay lazaiko atao, fa tsy izay ataoko
Mampahatsiahy antsika i Steve's Dominica As our Government takes a step closer to turning Dominica into an oil refinery for Hugo Chavez, it's worth remembering what they said in 2006...
Kenya : Ny vohikala Ushahidi.com anivon'ireo filazam-baovao
Ny blaogy White African dia mitantara mikasika ny fitaovana vaovao ahafahana mametraka tatitra mikasika ireo herisetra nitranga tany Kenya : A couple of us have been doing interviews and trying...