Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Avrily, 2008
Hong Kong sy Shina : Peta-drindrina 5 ho fanoherana ny lalao Olaimpika any Beijing
Peta-drindrina 5 mivoy fanoherana ny lalao Olaimpika no nikoriana ara-imailaka sy Twitter tanivon'ny namana : 1. Olympic workers; 2. Olympic silencing; 3. Olympics and June 4; 4. Olympic GFW; 5. Olympic...
Guyana : Vidin'ny vary
Rice is the new pearl, “Ny vary no perla vaovao” araky ny nambaran'i Guyana-Gyal raha manomboka hita ny vokadratsin'ny fidangan'ny vidin-tsakafo.
Angôla : Lalàna mikasika ny fitaovam-piadiana
Cazimar no manapariaka ao amin'ny blaogy África Minha [Ny Afrikako] mikasika ny vaovao izay manambara fa nahazo alàlana ny hiantsona any Luanda mba hametraka “entana” hoan’ Angôla ny sambo Shinoa...
Barbada: tafiotran-toe-karena
“Tsy isalasalana fa ny fiakaran'ny vidin-javatra no hibahan-toerana mandritra ny herinandro vitsivitsy sy ho am-bolana vitsivitsy ho avy io manerana ny firenena,” hoy i Barbados Underground, (Barbada ambanin'ny tany) raha...
Jamaïka : Tondra-drano
Montego Bay Day By Day no manapariaka sarin'ny faritra Saint-Ann taorian'ny tondra-drano izay nidona tany Jamaïka : Last week business & home owners in the parish of Saint Ann received...
Barbada, Jamaïka : Momba ireo fitaovam-piadiana
Bajan Global Report sy ny Jamaïkana Geoffrey Philp dia samy mitatitra momba ny fivarotana fitaovam-piadiana Shinoa any Zimbaboe. Geoffrey Philp's mampahatsiahy ny fifandraisan'ny mpihira fanta-daza Bob Marley sy Zimbaboe : Twenty-eight years...
Shina : Kendrena atao ankivy ny Carrefour
Carrefour, ilay mpaninjara goavana frantsay indray no vao tafiditra ho ao anatin’ny lisitra maintin’ny mpiserasera tia tanindrazana any Shina. Niakatra avo dia avo ny fandefasan-kafatra am-pinday ho amin’ny fanaovana ankivy,...
Trinite sy Tôbagô , USA, Afrika, Italia : Fivavahana sy Pôlitika
Jeremy Taylor no manapariaka ao amin'ny blaoginy Notes from Port of Spain [tanana any Trinite sy Tôbagô ny Port of Spain] izay fijeriny ireo lohahevitra misongadina vokatry ny fandalovan'ny Papa...
Emirà Arabo mitambatra: Vohikala anarivony no ho voasakana noho ny famerana vaovao
Migoka tsimoramora ny famerana vaovao mikasika ny aterineto ny tontolom-bolongan’i Emirà Arabo mitambatra, noho ny fanakanana mihatra amin’ireo tranonkala anarivony noho ny votoatiny. Raha misy ary ny mpamaham-bolongana sasany no...