Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Febroary, 2020
Tokony hanosika amin'ny fanesorana ny sazy amin'i Sodàna ny orinasan-teknolojian'i Etazonia

Ahitana vondrom-piarahamonin'ny tanora mpisera aterineto sy tia manao zava-baovao manakaiky ny 12 tapitrisa i Sodàna ka efa tsena vonona ho an'ireo orinasan-teknolojia avy ao Etazonia, saingy tsy maintsy miala aloha ny sazy ara-toekarena