Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Desambra, 2020
Ho ampy handrisihana an-dry zareo Tseky hanao vaksiny COVID ve ny tononkalo?
Nandefa fanentanana iray vaovao ny governemanta tseky mba handresena ny tahotra sy ireo ahiahin'ny vahoakany momba ny fanaovana vaksiny
‘Atsaharo ny fampanginana ireo feon'ny tsy manaiky lembenana ao AAAA,’ hoy ny mpikatroka tamin'ny taratasy misokatra ho an'ny Twitter sy Facebook
Folo taona taorian'ny fitroarana niankina be dia be tamin'ny media sosialy hanesorana ireo mpanao didijadona manerana ny faritra, melohin'ny mpandala ny zon'olombelona ny fanilikilihan'ireo sehatra ny feo manivaka mbola mitolona hisian'ny fahafahana.
Mampitandrina ny mpilalao “Animal Crossing” ny Nintendo: Atsaharo ny fanaovana politika raha tsy izany ho rarana ianao
Nampiasaina ho toy ny sehatra hanehoana hevitra politika ny lazan'ny Nintendo farany, ary tsy mahita lafy tsarany sy tombony amin'izany ilay orinasa goavana Japoney amin'ny lalao video.
Mitarika ny hetsik'i India hanoherana ny fiovaovan'ny toetrandro ilay tanora mpikatroka mafana fo Licypriya Kangujam
Manao fanamby hanavotra ny planeta amin'ny alalan'ny fanaparitahana ny fahatongavantsaina sy ny antso ho amin'ny fandraisana andraikitra faobe ny zazavavy kely iray avy ao Manipur, India.
Melohin'ny Global Voices ny fanafihana natao tamin'ny FTMF Metamorphosis any Makedonia Avaratra
Miantso ny manampahefana any Makedonia Avaratra izahay mba hanao fanadihadiana momba ireo fanafihana ireo ary hampihatra ny lalàna mifanaraka amin'izany amin'ireo mpanao meloka, ary hiaro koa ny mpiasan'ny Metamorphosis.
Mitombo ny tsindry mahazo an'i Egipta itakiana ny famotsorana ireo malaza mpiaro zon'olombelona
Mpitantana ambony miisa telo ao amin'ny EIPR egiptiana, iray amin'ireo vondrona tena malaza amin'ny fiarovana zon'olombelona, no nosamborina tamin'ity volana ity, nampangaina ho manao asa fampihorohoroana.