Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Desambra, 2017
Manampy Ny Tsy Manan-Kialofana Ao Maosko
Nahita kisendrasendra (teo amin'ny aterineto) vondrona tsara sitrapo mamahana ny tsy manan-kialofana ao amin'ny fiandrasana fiarandalamby sy metro ao Moskoa ny mpampiasa LJ beth4ever, ary nanapaka hevitra ny hanatevina ny laharan-dry zareo.
Quo vadis, Filipina?
Ho an'ireo izay mino fa hanova ny olana eo amin'ny firenena ny fiovana kely ao anaty fitondrana, tsy misy ny vahaolana haingana raha mbola variana amin'ny fitazonana ny fari-piainany ny kilasy antonony; "variana loatra amin'ny fivelomana" ny mahantra ka tsy afaka ny hiraharaha
Jereo Mivantana Ny Vovonana Global Voices 2012!
Natao tany Nairobi, Kenya (2-3 Jolay) ny Vovonana Global Voices 2012. Satrinay raha niaraka taminay tany ianareo kanefa afaka mijery ny lahatsary mivantana sy miresaka mivantana aminay ianareo raha tsy afaka nanatrika izany .
Kambodza: Famaritana Ny Fahamaotianana
Nanambara ny Minisitry ny Kolontsaina fa tsy mahazo miakatra eo ambony sehatra ireo mpifaninanana manao fanamiana fitondra milomano.
Ilay Fetin'ny Aterineto Voalohany Natao Tao Kambodia
Taona vitsivitsy taty aoriana vao nitondra vidinà tolotra Aterineto afaka hifaninanana sy takatry ny mponina ao an-toerana ny fifaninanan'ireo orinasa vahiny.
Hafainganam-pandehan'ny Aterineto Ho An'ny Rehetra!!!!
Manazava ny drafitr'izy ireo ihany koa izy ireo. Ny hevitra dia ny hihaonana ao amin'ny Kianja Ciudadania, eo anoloan'ny tranoben'ny governemanta fotsiny, antsoina hoe "La Moneda" amin'io Sabotsy io ary anaty- hetsika ampilaminana iray, hamaky ilay fanambaràna.
Shina: Mety Iza Ary Izany Mandondona Ao Am-baravarako Izany?
''...Nantsoin'ny polisin'i Hangzhou tamin'ny 4 Aogositra ilay mpitsikera ny ara-tsosialy [zh], nilazàna tsy hiala ao an-tanàna ary nalaina ny solosainy.''
Mbola Mijoro Ho An'ny Zony Ireo Siliana Mpianatra
Fomba fijery iray hafa ... ''..., satria nampianatra zavatra tena mahasoa antsika, mba hitambatra ho amina tombontsoa iraisana ny olona.''
Kurdistance-5:
Antenaiko fa ho sambatra toy ny... androany ny ambin'ny herinandronao, mandra-pihaonantsika indray.
Meteza Ho Tsy Manaiky Ho Saziana! Hetsika iray Ho An'ny Fahalalahana Manerantanin'ny Aterineto
Satria mihamaro ny firenena misokitra ilay antsoina loatra hoe aterineto manerantany, tsy misy fetrany ho lasa sehatra fanaraha-maso samihafa amin'ny alalan'ny fanivànana, matetika amin'ny fampiasana ny teknolojia nomen'ireo orinasa IT....Ndao mba hikiaka, sy hanova zavatra.