Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Mey, 2008
Afrika Atsimo : Fametrahana an-tsaritany ireo toerana izay nisehoan'ny herisetra
Black Looks no manapariaka ny fametrahana an-tsaritany ho indray mijery ireo toerana izay nisehoan'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any Afrika Atsimo : The Ushahidi engine is being used...
Manokatra fahitalavitra ara-Aterineto natokana hitaterana ny vaovaon'ireo olontsotra mampita vaovao ny vohikala YouTube
Nihatsotra ny fahazoana tombom-potoana hanapariahana ireo vaovaon'ireo olontsotra mampita vaovao : ny vohikala mpampariaka lahatsary eto amin'ny Aterineto YouTube dia nanokatra fantsona fahitalavitra ara-Aterineto natokana hitaterana azy ireny, ary nampitondrainy ny anarana hoe...
Zimbaboe : E-Sary hoan'ny Demôkrasia
Sokwanele no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe ny hetsika voiziny eto anivon'ny Aterineto ka ampiasany E-Sary mikasika an'i Zimbaboe: Sokwanele will be releasing regular e-card designs in the days...
Palestina : Mamaham-bolongana ho an’i Palestina amin’ny 15 mey
Marihina amin’ny 15 mey 2008 ny fahaenimpolo taonan’ny Nakba na fahatsiarovana ny namindrana ny Palestianiana hiala an’Isiraely. Mazava loatra fa ho an’ny Isiraeliana izany dia midika ho fahaenimpolo taonan’ny fahaleovantenany. Ary ho an’ny mpamaham-bolongana kosa dia midika ho Andron’i Palestina ny 15 Mey.
Barbada : Fisamihafàna eo amin'ny Fanaovana Blaogy sy ny Fanaovana gazety
Bajan Global Report dia mizara izay heviny mikasika ny adihevitra mikasika ny fisamihafàna eo amin'ny Fanaovana Blaogy sy ny Fanaovana gazety : Jewel Forde believed that blogs should be policed....
Kiobà : Nolavina ny fangatahana fazahoan-dàlana hivoaka ny firenena napetraky ny mpiblaogy Ramatoa Sanchez
Ireo mpiblaogy Kiobàna Babalu, sy Uncommon Sense ary 1Click2Cuba dia samy mitatitra avokoa fa ny mpiblaogy Yoani Sanchez [blaogy Generacion Y] izay monina any La Havane dia tsy nahazo ny fazahoan-dàlana...
Kiobà : Mampiasa solosaina ve ?
Cuba-Blog no mitatitra fa manomboka ny fivarotana solosaina amin'ny olon-tsotra any Kiobà : The recently-promised computers have now gone on sale in Havana — and surprisingly, many people are purchasing...
Guyana : Ny itiavako azy
Guyana-Gyal no mizara izay fomba fijeriny izay fomba ahafantarana fa tena fitiavana ? any Guyana : Mammy, you know what I think love is? It ain’t the giving of things....
Egypta : Ady amin'ny Facebook
Zenobia no mitatitra ao amin'ny blaoginy Egyptian Chronicles mikasika ny ady amin'ny Facebook any Egypta : The Facebook now is the official enemy of state.The blogs are no longer the...