Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Desambra, 2021
Nosakanan'i Rosia ny fidirana amin'ny tranonkala Tor
Ampahany amin'ny paikady "fiandrianana ara-aterineto" ao amin'ny firenena izay mikatsaka ny hanamafy ny fifehezan'ny fanjakana foibe ny fotodrafitrasa amin'ny aterineto sy ny sehatra an-tserasera ny fanerena hisian'ny sivana anjotra goavana kokoa.
Potsero hanakanana azy: hita amin'ny bus ao Ozbekistan ny bokotra iadiana amin'ny fanohintohinana
Niray ekipa tamin'ny kompaniam-pitaterana ao Tashkent ny FTMF Sarpa sy ny sampandraharaham-panampiana Israelita Mashav hametraka bokotra iadiana amin'ny fanohintohinana ao anaty
Any Azerbaijan, mbola olana ny fitandrohana any an-tsekoly
Manao ankivy ny sekoliny i Ali Malikov, mpianatra amin’ny kilasy famaranana ao amin'ny lisea, taorian'ny tsy fisian'ny fandraisana andraikitra avy amin’ny mpitantana ny sekoly sy ny Minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena mba hamahana ny fampijaliana sy ny fanorisorenana.