Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Septambra, 2007
HongKong: GazetyBoky vetaveta sy Baiboly Vetaveta
Nosokafan’ny olo-tsy fantatra tamin’ny 15 may tao amin’ny tranonkala truthbible (baiboly tena izy) ny fanenjehana ny Baiboly ho enti-manohitra ny didy navoakan’ny Fitsarana misahana ny lahatsoratra tsy fampiseho masoandro (ang....
Madagasikara: ny momba ny fandroahana any Frantsa
Ny tahotra mpifindra monina, nampian’ny fifampihenjanana eo amin’ny samihafa volon-koditra sy ny rotaka tany amin’ny faritra manodidina ny tanandehibe tamin’ny ririnina 2005, no nanosika ny Minisiteran’ny atitany frantsay hanenjana kokoa...