· Jona, 2009

Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Jona, 2009

Iran: Hifidy sa tsy hifidy

  12 Jona 2009

Iray amin'ireo resaka mandeha mandritry ny fifidianana izay ho filoham-pirenena iraniana ny hoe ‘hifidy sa tsy hifidy’. Raha lazaina amin'ny teny hafa dia ny hoe handray anjara amin'ny fifidianana sa...

Ny fifidianana Iraniana an-tsary

  10 Jona 2009

Ny Fifidianana izay ho filoham-pirenena iraniana dia hatao ny faha 12 Jona. Natokana fotsiny ho an'ny lehilahy, efatra monja tao anatin'ny  400 mahery, lahy sy vavy mifangaro, nisora-tena, no nomen'ny...

Ejipta: Fanentanana hanohitra ny famoràna zazalahy

  05 Jona 2009

Tamin'ny2008 i Ejypta no namoaka  lalàna iray mandràra ny fanapàhana atao amin'ny vehivavy (FGM) [toy ny famoràna amin'ny lehilahy izy io]  . Nisy vondrona mpitoraka blaogy  iray  androany nanomboka fanentanana...