Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Janoary, 2009
Gresy: fanoherana ny fitondrana fitaovam-piadiana ho an'Isiraely
@izao ady misy any Gaza izao dia nitroatra ny mitoraka blaogy grika noho ny vaovao nivoaka t@ ity volana ity nilaza fa nisy fitondrana fitaovam-piadiana maro dia maro avy any...
Nitsidika ireo Palestiniana voahilikilika ny mpitoraka blaogy Ejyptiana
Vondron'olona maratra Palestiniana maro no nitsofoka any Ejypta avy ao amin'ny sisintany ao Rafah ary ry Ahmed Al Sabbagh sy Mohamed Hamdy izay mpitoraka blaogy dia nanao fitsidihana ho fankaherezana...
Asia Atsimo-Atsinanana: Fifanolanan-kevitra sy voina teo amin’ny taona 2008.
Tamin’ny fampisehoana farany teo (Southeast Asia: Newsmakers of 2008)” no nanoratako ny momba ireo zava-nitranga manandanja lehibe indrindra izay niseho tao Asia atsimo-atsinanana. Amin’ity lahatsoratra ity kosa no hanasongadianako tantara...
Bangladesh: Fahanam-bolongana tsikelikely ny fifidianana
Ao anatin'ny ora vitsivitsy (29 desambra) dia hifidy ny antenimiera fahasiviny ny Bengalis miisa 81 arivoarivo (51% n'ireo ny vehivavy). Kihondalana lehibe eto amin'ny firenena ity fifidianana ity fa haverina...
Kamerona: Toraho Blaogy ny famonjena zaza 4 taona mivonto loha
Vaovao farany: Namony ny ainy tamin'ny 8 Janoary y Bright Fuh tao amin'ny ilay hopitaly ny tsabonazy. Ho derainy ny tompo ny fanahiny. Tamin’ny atsasakin’ny volana novambra teo dia nilazalaza...
Mitohy ny adin'ny Facebook amin'ny mpisovoka
Efa niresaka ny adihevitra amin'ny sivana misy eo amin'ny Facebook sy ny YouTube ny Global Voices, indrindra moa rehefa miresaka momba ny fanafihan'Isiraely an'i Gaza ankehitriny. Androany anefa dia tsikaritry...
Malezia: Dera ho an'ilay lehilahy misarontava
Matin'ny fijanonan'ny fo iray volana lasa izay ny mpanao gazety sady mpikatroka Syukree Hussain avy ao Malezia. 28 taona izy izao lasa izao. Niatrika mandrakariva ny fihetsiketsehana aseho amin'ny alalan'ny...
Gaza sy Sderot: Mila fiaingana vaovao isika rehefa vita ny ady
Kilometatra vitsy monja ny mampisaraka ny tanànan'i Gaza sy ny tanàna Isiraeliana ao Sderot. Herintaona izay, na dia sahirana tanteraka aza ny mponin'i Gaza noho ny fahirano Isiraeliana, ary voatifitry...