Bahamas: Fandinihana momba ny hazo

“Manao ahoana ny momba antsika sy ny hazo? Toa mivoitra fa ny zava-mahasoa (fahatsaràna) — dia ny rivotra madio sy fahatoniana ary alokaloka — dia tsy laharam-pahamehana intsony mihitsy ho an’ny tanan-dehibentsika”: I Nicolette Bethel dia niangavy mafy ny namany Bahamians mba hisaina ny fiainana anaty tontolo iray ka ho toy ny tomponandraikitra mihitsy amin’izany.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.