Arahaba ho an'ny tsirairay! Atolotro anareo ny toeran'ny Lingua ho an'ny Novambra 2017.
Amin'ny fitambarany nandritra iny volana iny, lahatsoratra 597 no navoakantsika, nahasarika fitsidihana niisa 243.624 ary fijerena pejy niisa 303.495. Nahazo mpanjohy miisa 267. 936 ny Lingua Facebook, pejy iraisantsika amin'ny mpankafy ary mpanjohy niisa 270.080 tao amin'ny Twitter.
Indro ny topimaso mampiseho ny zavabitan'ny tranonkala tsirairay avy tamin'ny volana lasa.
Nisongadina
- Gabriela Calderon, toniandahatsoratry ny Lingua, namoaka lahatsoratra iray mahafinaritra momba ny fifandraisany ato anatin'ny GV.
- Romina Navarro, avy amin'ny Lingua Espaniôla, nanoratra momba ny zavatra niainany nandritra ireo fivoriana anatiny natao tamin'ny vovonana
Nitarika tamin'io volana io :
Lahatsoratra
Malagasy 148
Espaniôla 91
Rosiana 63
Frantsay 57
Portiogey 46
Fitetezana pejy
Espaniôla 101.910
Frantsay 37.325
Portiogey 35.227
Japoney 26.978
Shinoa Tranainy 17.918
Arabo 132.288
Shinoa 42.294
Espaniôla 19.882
Frantsay 17.723
Amharic 8.898
Shinoa 178.750
Arabo 44.094
Espaniôla 7.673
Bangla 7.371
Frantsay 5.615
Ny asan'ny mpandika tsirairay at amin'ny GV, ary ireo toniandahatsoratra tsirairay, no manome ny tanjaky ny Lingua, mahatonga azy ho ny tena ain'ny GV! Isaorana betsaka ianareo manao izay hisian'izany! 🙂
Aza adinoina ny manaraka ny GV Lingua ao amin'ny Twitter, Facebook, ary Google+! Miangavy anao mba zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra misy anao ny fisoratana anarana hanatevina laharana ny Lingua. Mandika teny ho aminà teny ampolony maro isika!