Tantara tamin'ny 10 Septambra 2019
LIHKG ao Hong Kong mitovy amin'i Reddit miatrika fanafihana DDoS tsy nisy toy izany avy amin'ny orinasan'aterineto shinoa

Nalefan'ny orinasa shinoa roa nankany amin'ny tranonkalan-tsenankevitra LIHKG pro-demaokraty ny zotran-tserasera avy amin'ny lafivalon'izao tontolo izao.
Fantaro i Subhashish Panigrahi, hampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ho an'ny herinandro 6 – 12 Aogositra

Vakio ity Fanontaniana sy Valiny ity, niarahana tamin'i Subhashish Panigrahi, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 6 - 12 Aogositra 2019. Hizara ny fomba fijeriny ny fiteny Odia izy.
Laura Schneider: Tsy mora mihitsy ny niverina nody

Vao avy nanoratra lahatsoratra tao amin'ny bilaogiko momba ny fihaonana an-tampon'ny GV aho ary nandrisika ahy i Marianna Breytman mba handefa izany eto. Saingy fampahalalana ankapobeny ho an'ireo tsy mahalala momba ny GV, sy izay nataontsika tany Filipina izany ary iza no mahalala, mety afaka manampy hahazo mpanoratra vaovao aho.
Manivana ireo vaovao momba an'i Isiraely sy i Palestina ve ny Facebook? (2009)
Koa satria efa mihalasa ho sehatra fikarakarana sy fiadiankevitra ny Facebook, maro no mahatsikaritra ny votoatiny ho manjavona. Manadihady ireo fitarainana avy amin'ny bilaogera arabo sy isiraeliana i Jillian York ato amin'ity lahatsoratra ity.