Manivana ireo vaovao momba an'i Isiraely sy i Palestina ve ny Facebook? (2009)
(Lahatsoratra teny anglisy tamin'ny janoary 2009)
Nahazo lohatenin-gazety be mpamaky ny Facebook tamin'ny herinandro voalohany volana janoary 2009 rehefa nanivana saripikan-dreny mampinono ny zanany. Raha mihalasa sehatra fanomanana sy fiadian-dresaka ny Facebook, maro ireo mahatsikaritra fa nanjavona ny votoaty napetrany.
Maneho ny ahiahiny amin'ny fanjavonan'ny votoaty apetrany ao amin'ny Facebook (na dia tsinjo ho manohana ny sivana ihany koa aza ry zareo) ny Jewish Internet Defense Force (JIDF na Herim-Piarovana an'Aterineto Jiosy), izay manoritsoritra azy ireo ho “vondrona tsy mampiasa herisetra maneho ny ahiahiny amin'ireo votoaty an-tserasera antisemitika, sy ireo votoaty mampiroborobo ny fampihorohoroana ao amin'ny tranonkala ahitana ny Facebook, YouTube, Wikipedia, Google Earth, Blogger, ary ireo tranonkala sy tsenankevitra (forums) manerana ny aterineto”:
* ….. by clicking on link on Facebook which takes people here, which is a story about the terrorist organization responsible for the attacks in Mumbai being involved on Facebook itself. It was a topic of a conversation in a Facebook group, which originally occurred here: www.facebook.com/topic.php?uid=2204704082&topic=6904 (as you can see in the screencap)
* However, now that conversation is gone! What happened to it, Facebook? This is not the first time we have noticed this phenomenon. Many threads in various pro-Israel and pro-JIDF groups have mysteriously disappeared!
* It seems Facebook is extremely active in censoring content which might be “anti-Facebook” to some extent, yet the Jew hatred and promotion of Islamic terrorism remains.
* We tried to send the following message out to all our JIDF Facebook group members over 5 hours ago and it is either not going to go through, seriously delayed, or Facebook is censoring our content:
* … Amin'ny fitendrena rohy ao amin'ny Facebook izay mitondra ny olona mankao, izay tantaram-pikambanana mpampihorohoro tompon'andraikitra tamin'ny fanafihana tao Mumbai mirotsaka an-tsehatra ao amin'ny Facebook ihany koa. Ity ny lohahevitry ny resadresaka tao amin'ny vondrona Facebook iray, izay niainga voalohany tato: www.facebook.com/topic.php?uid=2204704082&topic=6904 (araka izay hitanao amin'ny pikantsary)
* Koa satria moa efa lasa ilay resaka! Inona no nitranga tamin'io ry Facebook? Tsy vao sambany izahay no nahatsikaritra toe-javatra tahaka izao. Randram-baovao maro ao amin'ireo vondrona Pro-Isiraely sy Pro-JIDF no nanjavona tampoka teo!
* Hita ho mavitrika aoka izany ny Facebook amin'ny fanivanana votoaty mety ho “anti-Facebook” amin'ny lafiny sasany, nefa mbola mitoetra ao ny fankahalana jiosy sy fampiroboroboana ny fampihorohoroana islamika.
* Niezaka izahay ny handefa ity hafatra manaraka ity tamin'ireo mpikambana rehetra ato amin'ny vondrona Facebook JIDF ora 5 lasa izay fa na tsy nandeha ilay izy na taraiky dia taraiky, na nanakana ny votoatinay ny Facebook
Raha mino ny JIDF fa mitoetra ao amin'ny Facebook ny “fankahalana jiosy sy fampiroboroboana ny fampihorohoroana islamika”, dia mahita ihany koa ny mpanohana an'i Palestina sy i Gaza fa voasivana ihany koa ny votoaty apetraky ry zareo. Rebelliousgirl naneho hevitra tao amin'ny Twitter fa nisoroka amin'ny fampiasany farangoteny ny Facebook:
Jordaniana bilaogera Jad Madi, izay mamariparitra ny tenany ho “Tafovoany Atsinanana,” nanova ny anarany ho “Gaza Jad Madi” rehefa nahatsikaritra filazana ho fitongilanana nataon'ny Facebook:
Facebook started to delete anti zionist content, we need to draw the maximum attention to Gaza cause, changing your first name into Gaza should help.
My name now is Gaza Jad Madi
Nanomboka namafa votoaty antisionista ny Facebook, mila mahazo fifantohana tanteraka amin'ny fanohanana an'i Gaza isika, tokony manampy ny manova ny anarana ho Gaza.
Gaza Jad Madi izao no anarako
Ny bilaogy nametrahan'i Gaza Jad Madi rohy dia ny Shuger Cuebs, izay manontany hoe: “Manitsakitsaka ny zon-tsika halalaka fiteny ve ny Facebook?” Manoratra ilay Palestiniana bilaogera :
A friend of mine had to go through such an irritating experience with the facebook administration; according to Ibrahim Mughrabi, facebook has deleted content on his personal profile related to the “Zionist attacks on Gaza”. He says he’s been contacted by the administration and warned that he’d be suspended from posting stuff on facebook if he continues to do so!
So much for free speech and equal rights for everyone in this world.
Nisy namako efa tratran'ny toe-javatra mahasosotra avy amin'ny fitantanana ny facebook; araka an'i Ibrahim Mughrabi, namafa votoaty tao amin'ny mombamomba azy manokana mifandraika amin'ny “Ny fanafihan'ny Sionista an'i Gaza” ny facebook. Nilaza izy fa niantso azy ny fitantanana ary nampitandrina fa aato ny famoahany votoaty ao amin'ny facebook raha mbola manohy manao izany izy!
Be dia be amin'ny fahalalaham-pitenenana sy ny fitovian-jo eto amin'ity izao tontolo izao ity.
Niharan'ny fanivanana ve ianao tao amin'ny Facebook? Ampahafantaro anay izany.
Tantaran'ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana farany
-
1 herinandro izayAlzeria
Tontolo Arabo: “Tsy miteny hoe Israely intsony izahay…”
Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Janoary 2021 27 Lahatsoratra
- Desambra 2020 44 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...