22 Aogositra 2019

Tantara tamin'ny 22 Aogositra 2019

Tsy ny filoha Jair Bolsonaro ihany no miaro ny fampiasana ny ankizy—mihevitra ireo Breziliana manankarena fa tsara ihany koa izany

Niteraka adihevitra antserasera momba ny asan'ny ankizy tao amin'ny aterineto Breziliana ny fandaharana mivantana nataon'ny filoha Breziliana Jair Bolsonaro tamin'ny 4 Jolay. Manao fandaharana mivantana ao amin'ny fantsony media sosialy isaky ny Alakamisy i Bolsonaro hatramin'ny nandraisany ny asany tamin'ny Janoary 2019.

22 Aogositra 2019

Filazàna tantara, mamolavola ny mahaolona ny vahoaka

Blaogim-Piarahamonina GV

Nivelatra be tamin'ny zava-baovao maro ny tontolom-blaogy Venezoeliana. Toerana sarotra vakiana, mazava ho azy, fa feno tantara maro hotantaraina. Tadidiko ihany koa ny hasosorako tamin'izany fotoana izany, tsy noho ny adihevitra ara-politika tany amin'ny haino aman-jery irery ihany, fa koa tamin'ny fandrakofana ny kolontsaina izay tena zava-dehibe tamiko foana hatrizay.

22 Aogositra 2019