Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Fandaharana efa vita

Tongasoa ato amin'ny Global Voices Citizen Media Summit 2015!

Ao amin'ny Cebu Provincial Capitol amin'ny 24-25 Janoary, dia hitondra ny fiarahamonin'ny median'olon-tsotra sy ny mpikatroka nomerika tia zava-baovao indrindra avy amin'ny faritra maro manerana izao tontolo izao izahay mba hijery ny fifandraisana eo amin'ny aterineto misokatra, ny fahalalaham-pitenenana ary ny hetsika antserasera sivika manerana izao tontolo izao.

Jereo ny fandaharam-potoana etsy ambany, ary aza misaraka aminay satria hanampy lohahevitra bebe kokoa sy ny antsipirihan'ny fandaharana izahay. Ny tenrohin'ny hetsika dia#GV2015.

Jereo ny fandaharam-potoana & toro-lalana amin'ny Global Voices Citizen Media Summit.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.