Tantara tamin'ny 26 Jolay 2019
Ahoana moa no andrahonan'ny fanomezan'i Etazonia fitaovam-piadiana an'i Arabia Saodita ny fandriampahalemana sarotra azo ao Sodàna
Vatsian'ny Saodiana vola sy fitaovam-piadiana ny RSF, koa raha manohana ny fifanaraham-barotra fitaovam-piadiana amin'i Arabia Saodita i Etazonia dia efa manohana ihany koa ny RSF izany ry zareo.
Tolotra Fandikan-teny Global Voices
Manome tolotra fandikan-teny mifandraika amin'ny iraka atao ho an'ireo mpiara-miasa sy ny fikambanana mitovy hevitra aminy ny Global Voices.
Fitantarana manokana 2009: Lahatsary 10 voalohany avy amin'olon-tsotra
Fanentanana nandoavam-bola tamin'izany: Nahazoana vatsim-pianarana nankany amin'ny Akademian'ny Sarimihetsika any New York nandritra ny fetiben'ny sarimihetsika “Picture Show” tao amin'ny Put it On, tranonkala vaovao ho an'ireo mpanakanto tsy fantatra manerantany ....
Fitsipika mifehy ny famoaham-baovao Global Voices
Novolavolaina sy natolotry ny Vondrom-piarahamonina Global Voices tamin'ny 5 Aogositra 2013 ity fitsipika ity
Sary sy karatra famantarana
Ampiasao ny sary famantarana antsika rehefa mitatitra momba ny Global Voices na mizara ny tantarantsika. Tahaka ny Global Voices rehetra, manana ny lisansa Creative Commons Attribution (CC-BY) ny sary famantarana. Misaotra anao amin'ny fampiasana izany amim-pitandremana.
Iran: Lahatsarin'ny fihetsiketsehana sy ny fandrehetan-dabozia
Niteraka korontana mahery vaika tsy nisy toy izany hatramin'ny Revolisiona Islamika tamin'ny taona 1979 ny fifidianana nampiadihevitra tamin'ny 12 Jona 2009 tao Iran izay namerina ny Filoha Mahmoud Ahmadinejad teo amin'ny fitondrana indray. Nitaky ny hanafoanana ny fifidianana ireo mpanao fihetsiketsehana sy ny mpitarika ny mpanohitra, Mir Hussein Mousavi.