26 Jona 2019

Tantara tamin'ny 26 Jona 2019

Feon'ny tanora avy ao Bandim Sy Enterramento

Rising Voices  26 Jona 2019

Bissau, Guinea-Bissau – Nanatevin-daharana ny Rising Voices tamin'ny taona 2011 Nametraka fifandraisana matanjaka tamin'ny tanora manodidina an'i Bandim sy Enterramento, tanàna itatry ny renivohitra Bissau, ny Associação Amigos das Crianças (Fikambanana sakaizan'ny ankizy) ao amin'ny firenena afrikana andrefana iray antsoina hoe Guinea-Bissau. Araka ny ambaran'ny AMIC, miatrika zava-tsarotra ny mponina...