Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

29 Mey 2019

Tantara tamin'ny 29 Mey 2019

Blossom Ozurumba, mpiondana Wikimedia, no hampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 29 mey–4 Jona 2019

Rising Voices

Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Blossom Ozurumba, hampiantrano ny kaaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 29 mey ka hatramin'ny 4 jona 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny hoavin'ny fiteny Igbo .

Sokitry ny “Tank Man” abontsina hita ao Taiwan alohan'ny fahatsiarovana ny fandripahana tao Tiananmen

"Koa mihevitra aho fa zava-dehibe ho an'ny vahoaka Taiwaney ny manohy miresaka ity lohahevitra ity - isorohana ny fanadinoan'ny olona ity toe-javatra ity"

Polonina: Nanomboka nibilaogy ny Praiminisitra teo aloha Jarosław Kaczyński 

Ny 18 Febroary, nanokatra bilaogy i Jarosław Kaczyński, mpitarika ny antoko nasionaly mpandala ny mahazatra ho an'ny Lalàna sy ny Rariny, niteraka fanehoan-kevitra maherin'ny 1.650 ny lahatsorany voalohany tao anatin'ny roa andro monja. Indreto misy ohatra sasantsasany izay mampiseho ny habetsahan'ny fihetseham-po manodidina ity bilaogera vaovao ity.

Feo avy amin'ny Tandrok'i Afrika (Etiopia) sy Sodàna: ny asan'ny vokovoko mena, ny fitongilanan'ny Tandrefana, ny tondron-kolikoly

Manomboka ao Darfur ary miaraka amin'ny vaovao tsara ny fijerinay izay lazain'ireo bilaogera ao amin'ny Tandrokin'ny kaontinanta Afrikana sy Sodana. Sleepless in Sudan mitatitra fa nesorina ny fandraràna ny fifamoivoizana ara-barotra any amin'ny tobin'ny mpitsoa-ponenana antsoina hoe Kalma.

Bilaogy Nizeriana: ny E-varotra, Nollywood…

Kazey Journal nametraka fanontaniana manan-danja momba ny fampandrosoana ara-teknolojika ao Nizeria. Manontany izy hoe "Afaka mividy Solosaina ve ny Nizeriana iray?"