Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

08 Janoary 2019

Tantara tamin'ny 08 Janoary 2019

Nitokona tsy nihinan-kanina ilay bilaogera voafonja, Abdel-Monem

(Marihina fa tamin'ny volana May 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nandrahona hanomboka fitokonana tsy hihinan-kanina ilay bilaogera voafonja, Abdel-Monem Mahmoud, sy ireo mpianatra miisa 23 hafa avy ao amin'ny Ivontoerana ho an'ny Injenieran'ny Fambolena nogadraina ny Talata 8 Mey 2007 ho fanoherana ny fepetra henjana amin'ny fitazonana azy ireo....

RSF: Fanangonan-tsonia hanafahana an'i Kareem sy Monem

(Marihina fa tamin'ny volana May 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanomboka ny fanangonan-tsonia niantso ny fitondrana Ejipsiana hanafaka ireo bilaogera Ejipsiana roa Kareem Amer sy Abdel-Monem Mahmoud ny Reporters Sans Frontières. Nanentana ireo mpisera aterineto hanasonia izany fanangonan-tsonia izany ny RSF ary hanakana an'i Ejipta amin'ny fampiantranoana ny Internet...

Arabia Saodita: Voasakana ny bilaogin'i Milyani

(Marihina fa tamin'ny volana May 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nisy adihevitra nampientam-po tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Saodiana taorian'ny vaovaon'ny fanakanana ny bilaogin'i Mohammed Milyani avy amin'ny Internet Services Unit (ISU). Ary na dia nisy aza ny fanombatombanana matanjaka fa noho ny olana ara-teknika ny sakana, satria pejy vitsy...