Arabia Saodita: Voasakana ny bilaogin'i Milyani

(Marihina fa tamin'ny volana May 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nisy adihevitra nampientam-po tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Saodiana taorian'ny vaovaon'ny fanakanana ny bilaogin'i Mohammed Milyani avy amin'ny Internet Services Unit (ISU). Ary na dia nisy aza ny fanombatombanana matanjaka fa noho ny olana ara-teknika ny sakana, satria pejy vitsy monja no lasibatra fa tsy ny bilaogy iray manontolo dia naneho ny firaisankinany tamin'i Milyani ireo bilaogera Saodiana ary nanantena fa halana tsy ho ela ny sakana.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.