03 Novambra 2018

Tantara tamin'ny 03 Novambra 2018

Fifidianana Parlemantera Ejipsiana

Vitsy no faly tamin'ny voka-pifidianana omaly, ankoatra ireo efa faly tamin'ny toedraharaha Ejipsiana na ny Firahalahian'ny Silamo. Mieritreritra ny hifindra monina i Big Pharaoh, fihetsehampo izay taterin'i Sandmonkey fa manako ao amin'ny firenena (afa-tsy ny iray amin'ireo namany izay nanao tsoakevitra fa ny "Islam no vahaolana”.)

03 Novambra 2018