Tantara tamin'ny 30 Oktobra 2018
Brezila: Bush miatrika hetsipanoherana. Orogoay miomana
Raha miohatra amin'ireo polisy miaramila... tsara fiomanana ilay vehivavy breziliàna mpiblaogy an-tsary, Tatiana Cardeal, niaraka tamin'ny fitaovany fakàny sary, nandritra ireo hetsipanoherana nanoherana ny fitsidihan'ny filoha amerikàna George Bush.
Vondrona milisy mamono tantsaha ao amin'ny toeram-pambolena fary ao Filipina, hoy ny iraka mpanamarina ny zavanisy
Ny fandripahana tao "Sagay 9" no fanafihana iray nahafatesana tantsaha mpikatroka betsaka indrindra nandritra ny fitantanan'i Rodrigo Duterte.
Rosia: Ireo Mpifidy Tsy Legioma ary Vaovao Hafa Mikasika Ny Fifidianana
Roa herinandroa sisa mialoha ny fifidianana Rosiana Duma; ary tsy dia lavitra ihany koa ny fifidianana ny ho filoham-pirenena. Hitanao etsy ambany ny topimaso maimaika iray amin'ny fandrakofana ny fifidianana avy amin'ny tontolon'ny blaogy.
India : Didim-Pitsaràna Iray Manafoana Ny Fanamelohana Ny Fiarahan'ny Mitovy Fananahana
Fanavakavahana ny fiheverana fa heloka bevava ny firaisana ara-nofo ifanarahan'ny mitovy fananahana, hoy ny didy navoakan'ny fitsarana avon'i Delhi, ka noho izany dia fanitsakitsahana ny zo fototra arovan'ny lalàm-panorenana any India.
Barbades, Jamaïque : Record aéronautique
"Afaka ataonao ny zavatra rehetra rehefa apetrakao amnontolo ao ny fonao"
Bahrain, sariitatra maromaro sy resaka mafana
Anjakan'ny resaka sariitatra ny herinandro ao Bahrain, ka nanaloka ny kabary lehibe nataon'ny mpanjaka mihitsy aza!
Tranonkala maro voarara tany Myanmar. Norarana ihany koa ny Global Voices
Nanomboka nandrarà ny tranonkala maro, anisan'izany ny bilaogy miaraka amin'ny sehatr'izy ireo manokana ny Bagan ISP, iray amin'ireo mpanome tolotra aterineto roa ao Myanmar . Voarara ihany koa ny Global Voices.
Ireo Soatoavina ho an'ny Mpitarika an'izao Tontolo izao
Inona no heverinao fa soatoavina tsy maintsy arovan'ireo mpitarika izao tontolo izao?