Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Barbades, Jamaïque : Record aéronautique

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jona 2007)

“Tsy vita ny tsy hitia ity bandy ity satria izy no tahàka ny ho fanehoana tsy misy tomika an'ilay fomba fiteny hoe “Afaka ataonao ny zavatra rehetra rehefa apetrakao amnontolo ao ny fonao”: nitehafan'ny bilaogy “Barbados Free Press” ilay tovolahy Jamaikàna Barrington Irving, 23 taona, mety ho lasa ny tanora indrindra tamin'ireo mpanamory fiaramanidina nahavita nihodidina ny tany no sady nandeha irery.

Janine Mendes-Franco

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.