Tantara tamin'ny 30 Aogositra 2018
Roandà: Miaina Toy ny Mpanjaka Ireo Mpiasa Amin'ny Fikambanana Mpanao Asa Soa
Azo lazaina ho miaina toy ny mpanjaka ry zareo, mihataka amin'ny vahoaka, ny antoandro dia matetika ry zareo no any anaty birao... Fa ahoana no ahafahany manantena hahatakatra ny zavamisy iainan'ny olona tian-dry zareo ho ampiana raha toy izany no fomba fiainany ?
Nizerià: Polisy Roa Maherifo; Birao Tsy Misy Sisintany
Voalohany dia tsipihany fa naverin'ny teknolojia nofaritana ny fomba fanoratantsika ny tantara sy ny sisiny / fetran'ny birao amin'izao fotoana izao (raha misy)
Mampivelatra ny fiaraha-miasany amin'ny firenen'i Amerika afovoany i Maraoka
Fifanaraham-piaraha-miasa nifanaovan'ny ADII sy ny fikambanan'ny mpamokatra voaloboka ao Maraoka sy ireo delegasioana avy any ivelany
Fananganana eo Ambony Sisam-paharavàna – Sy Ny Tantara Mampitebiteby – Anaty Alan'i Calais
"Nefa mampanontany raha antony anaovana ilay asa ny ho fiarovana ny zavamanan'aina eo an-toerana [...] na sao izy io fikasàna iray vaovao fotsiny hanalàna ireo mpifindramonina tsy ho eo amin'ireo toerana niainany intsony."
Nameno ny aterineto ny mpisera tamin'ny fanohanana ireo niharam-boina tamin'ny oram-batravatra tany Kerala, India
"Nanao ezaka fiaraha-miasa i Kerala ... handresena ny tondra-drano mahatsiravina. Na izany aza ... niezaka nisompatra izany ezaka goavana izany ny sasany tamin'ny fampahalalam-baovao diso amin'ny endrika hafatra sandoka tao amin'ny media sosialy."
Nepal: Ny Fitokonan'ireo Madheshi, Ny Governemanta Vonjimaika
Ny olan'ireo Madheshi - olona mivelona ao amin'ireo lemaka meridionaly an'i Nepal - dia mbola vaovao malaza hatrany. Ny fivoriana mikasika ireo Zon'ny Mponina ao Madhesh, izay anton'ny fihetsiketsehana goavana tao atsimon'i Terai mitaky an'ireo tombontsoa mitovy sy ny tsy fanilikilihana, dia namerina indray koa ireo fitokonana.
Mahatsiaro ireo ezaka nataon'i Kofi Annan tao Timor Atsinanana noadinoina
Timorey an-polony no nitondra labozia fiaretan-tory ho fahatsiarovana ny Sekretera jeneralin'ny Firenena Mikambana Kofi Annan izay nodimandry 2 andro lasa izay ary ny fandraisany anjara tamin'ny fizotry ny Fahaleovantenan'i Timor Atsinanana nandritra ny fotoana niasany tao amin'ny Firenena Mikambana.
Madagasikara: Anglisy teny ofisialy, fanomezam-boninahitra ireo lasibatry ny fifanandrinana ara-panjanahantany sy ny rivodoza
Fenofeno ny vaovao teto Madagasikara tanatin'ny tapabolana faharoan'ny volana marsa 2007: referandaoma fanitsiana ny lalampanorenana nampiditra ny teny anglisy ho teny ofisialy. nanome voninahitra ireo lasibatry ny fitroarana nanoherana ny fanjanahantany tamin'ny taona 1947 izay niafara tamin'ny fahafatesan'olona 80.000 ihany koa i Madagasikara. Farany, rivodoza fahaenina tanatin'ny enimbolana.
Mpanoratra Asongadina: Jillian York
Mamaritra ny tenany ho toy ny "mpanoratra, mpikatroka, mpiady amin'ny sivana an'aterineto sy bilaogera" i Jillian York. Monina ao Boston izy ary miasa ao amin'ny Berkman Center for Internet & Society ao amin'ny OpenNet Initiative sy ny Herdict, tetikasa ifarimbonana iray mamantatra ireo tranonkala nakatona.
R.D. Kongo: Mpanao fahagagàna, Lalomena mpiangaly mozika ary Takamoa mampahatahotra
Nahoana izy ireo no manohy mino an'ireny mpisandoka marobe milaza ny tenany ho pastora sy mpaminany ireny. Raha tokony ho ny fanahin'ny fizakantena no toriany, ny paosin'ireo mahantra indray no loaran-dry zareo ho takalon'ny fampanantenany fahagagàna, asa, vady, harena, ...