Mpanoratra Asongadina: Jillian York

(Lahatsoratra teny Anglisy efa nivoaka tamin'ny volana Novambra 2009)

Mamaritra ny tenany ho toy ny “mpanoratra, mpikatroka, mpiady amin'ny sivana an'aterineto sy bilaogera” i Jillian York. Monina ao Boston izy ary miasa ao amin'ny Berkman Center for Internet & Society ao amin'ny OpenNet Initiative sy ny Herdict, tetikasa ifarimbonana iray mamantatra ireo tranonkala nakatona.

Manana bilaogy manokana izy, ary manoratra matetika ao amin'ny Huffington Post, ary anisan'ny mpisera Twitter mavitrika. Amin'ity resadresaka ity, manonona ny lahatsorany tamin'ny volana Septambra, “The Cupcake Revolution” i Jillian.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.