Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

09 Aogositra 2018

Tantara tamin'ny 09 Aogositra 2018

Manao ahoana ny fahasamihafana ao Afghanistan? Ny mahazo ireo Sikh sy Haindò

"Tena feno alahelo! tsy azoko veroka ny alahelon-dry zareo sy ny hirifiriny raha mandao ny firenena, indrindra fa ny fianakaviana Avtar Singh izay mbola vao haingana ny ratra nahazo azy ireo! "

Jereo ihany koa ny ao anatin'ny sisintanin'i Etazonia raha hijery feno ny fiantraikan'ny herisetran'ny ICE amin'ny mpifindramonina

Ny Tetezana - The Bridge

" Any amin'ny vondrom-piarahamonina mpifindramonina aza moa izany tahotra izany miteraka hisitrisitra raha vao hoe hiantso ny polisy, hiara-miasa amin'ny manampahefana na hiseho eny amin'ny fitsarana, ary efa manomboka ho hita izany fiantraikany izany...."

India: Ireo Loharanom-baovao Tsara Indrindra Sy Ireo Fanadihadiana Mikasika Ny Fifidianana

Arakaraka ny maha-akaiky an'ireo fifidianana indiana ho an'ny Lok Sabha (Tranom-bahoaka, solombavambahoaka), marobe ireo vohikala vaovao no miezaka mba ho lasa loharanom-baovao sy fanadihadiana hatao fakàntahaka

Afovoany Atsinanana: Rehefa avy ny orana !

Tiako foana ny kotroka sy ny tselatra hatramin'izay, lehibe amiko ny herin'ny tafiodrivotra. Saingy ny tontolon'ny rivotra sy ny orana dia tsy dia mahafinaritra loatra raha manan-janaka any ivelany ianao.

Sary avy amin'ny Mokattam Blog Tales

Rising Voices

Indro ny tohin'ny andian-dahatsary misy fizarana telo notontosain'ilay Egyptiana mpanatontosa sarimihetsika Mahmoud Saber, izay mijery akaiky ny tetikasa tsirairay ao anatin'ny hetsika Rising Voices tany Egypta. Manasongadina ny tetikasa Mokattam Blog Tales ity lahatsary ity.

Namely an'i Oman ny rivodoza tropikaly Gonu

Nanambara ny hamehana ny governemantan'i Oman rehefa namely ny firenena ny rivodoza tropikaly Gonu , izay nahatratra ny sokajy faha 5 amin'ny loza voajanahary. Fantatra fa nanavatsava nanerana ny morontsiraky ny firenena nandritra ny telo andro ity oram-batravatra ity.