Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

13 Febroary 2018

Tantara tamin'ny 13 Febroary 2018

Fantaro i David Kalmar, Toniandahatsoratra Mirotsaka An-tsitrapo Amin'ny Fiteny, Fahaizamanaony Ilaina Indrindra

"Tsy mitovy hevitra mandrakariva amin'ny lahatsoratra izay hiasako aho, fa hitako zava-dehibe ny mahalala hevitra maromaro momba fotokevitra iray." David Kalmar, Mpamoaka Lahatsoratra Hongroà Ho An'ny Global Voices

Hatramin'ny Taona 2016, Nohelohin'ny Fitsarana ao Myanmar Daholo Ny 100%-n'ny Olona Voampangan'ny Lalànan'ny Fifandraisandavitra 66 (d)

"Samy nanome sazy an-tranomaizina ny fitsarana tsirairay ary tsy nisy nanome onitra."

Kolombia: Miaro Ny Kolontsaina Afro-Kolombiana Ao San Basilio de Palenque

Miasa amin'ny fitehirizana ny lovan-kolontsain'izy ireo, ary koa ny fiteny Palenquero, fiteny Kreola Espaniola izay tombanana ampiasain'ny olona miisa 2.500 eo ny taranak'ireo andevo Afrikana ankehitriny ao San Basilio de Palenque, avaratr'i Kolombia.

Filazàna: Fametrahana ny Hetsika-Tanjon'ny Mpitantana ny GV

Mientanentana ery izahay manambara ny hetsika iray vaovao natsofokay ho an'ny GV ho an'ny taona 2018. Amin'ity taona ity, tsy hoe hifantoka fotsiny amin'ny isan'ny lahatsoratra sy ireo fepetra hafa momba ny hamaroana, fa ireo mpikambana mpitarika ny GV, isan'izany ireo tonia ao amin'ny trano famoahana vaovao, ireo mpikambana fototra...

Indonezia: Fankalazana Ny Taombaovao Shinoa Tany Jakarta

Nandritra ny 30 taona mahery, voarara hoan'ny Shinoa tany Indonezia ny fanehoana ny kolontsainy. Nambaran'ny fitondrana tsy refesi-mandidy fa tsy ara-dalàna ny fampiasana ny fiteny sy ny tarehintsoratra Shinoa. Noho ny Filoha Wahid tamin'ny taona 2000, nofoanany ny fanavakavahana natao tamin'ireo Shinoa sy ireo vitsy an'isa tamin'ny ankapobeny.

Tonia Vaovao Ho An'ny Lingua Portiogey Ary Fiovàna Ao Anatin'ny Fitarihana!

Fanolorana an'i Melina Coelho ho Toniandahatsoratry ny Lingua Portiogey!

Maninona No Hiandry? Voatondron'ny FWikipedia sy Google Tsy Nahy ho Mpandresy ny Fifidianana Filoham-Pirenena Amin'ny Volana Martsa 2018 i Poutine.

Tsy hay na natao ho toy ny hanihany ilay hadisoana, na toy ny hetsika ara-politika.

Inona No Novakian'ireo Mpamaky Global Voices Hatramin'ny Herinandro Lasa ?

Tamin'ny herinandron'ny 5-11 Febroary 2018 nahasarika mpamaky ny Global Voices avy any amin'ny firenena 195 ireo tantara sy lahatsoratra nadika !