Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

30 Novambra 2017

Tantara tamin'ny 30 Novambra 2017

Filipina: Vondrona Miaro Ny Zon'olombelona, Mangataka ny Apple Hamafa Ireo Kilalao Manindrahindra ny Ady Ataon'ny Filoha Duterte Amin'ny Rongony

GV Mpisolovava

"Tsy azo ekena hoe manaiky ny haka tombony amin'ny famonoana tsy ara-drariny sy ny fahantran'ny olona ny Apple".

Fijery Tokana Avy Any Darforo : Sleepless (Tsy fahitàn-tory) Ao Sodàna

"Raha toa ka tsy misy fahafatesana, tsy misy fanolànana, tsy misy na inona na inona, dia tsy ho avy aty ianareo khawajas [vahiny] [...] Paikady fampiasan'ny mpikomy izany."

Fanambaràna Hisianà Aterineto Maimaimpoana

2005 - Namoaka sosokevitra enina izay tokony harahin'ny fanjakana sy ny orinasa mba ahafahana miantoka aterineto maimaimpoana ny Reporters Without Borders sy ny OSCE (Fikambanana ho an'ny Fandriampahalemana sy ny Fiarahamiasa any Eoropa).

Tafiditra Tao Anatin'ireo Bilaogy Tsara Indrindra Erantany Ny Rising Voices

Voafidy ho an'ny "Fifaninana Bilaogy Tsara Indrindra" (BOB) tamin'ny sokajy "Weblog Tsara Indrindra" ny  Rising Voices, tetikasa fampahalalam-baovaon'olon-tsotra Global Voices tamin'ny taona 2008

Shina: Fandraketana Ny Tena Anarana Ho An'ny Fandefasana Hafatra Eo Noho Eo

Nanainga fanontaniana mikasika ny lalàna i DingYong mikasika ireo fitsipika ireo. Notsindriany fa na miorina ao ShenZhen aza ny orinasa QQ, ny mpampiasa azy avy any amin'ny firenena hafa sady toa tsy araka ny lalàna ao amin'ny governemantan'i ShenZhen ihany koa ny fangatahana ireo mombamomba ny tena, toy ny karatra...

Ejiptiana Blaogera Manohitra Ny Fampihorohoroana

Tsy raharahaiko intsony ny hoe iza no nanomboka inona. Ny mibahana an-tsaiko izao dia ny hoe ahoana no hamaranana an'io... Raha afaka mivondrona ny vitsivitsy amintsika ireo, miala amin'ireo fahasamihafantsika ary mitambatra... azontsika atao ny manova zavatra.