Tantara tamin'ny 27 Septambra 2017
Ny Herinandro Tao Bahrain. (10/03/06)
Raha toa ka nahita fahombiazana lehibe ilay fampanantenana nataon'i Haitham Sabbah mba hampiditra an'i Palestina amin'ny Blogger, Yahoo sy MSN, mbola miady amin'ny devoly miaraka amin'i Mullas foana i Mahmood, manohitra ny Lalàna Manokana vaovao ao Bahrain!
Okraina: Roa Taonan'ny Fitondran'i Yushchenko
Tomponandraikitra tsy amin'ny fiainantsika fotsiny isika, fa amin'ny fiainan'ny Tanindrazantsika ihany koa; miankina amintsika ny zavatra rehetra
Bitsika Afgàna: Fampihavanam-Pirenena sy Ashura
Nahoana ianareo no mively tena sy mandratsa-drà. [...]; Maniry ny hahazo tombontsoa aho, [...] "te-hanambady aho, fa tsy manam-bola."
Trinite Sy Tobago: Mibilaogy Zavakanto
Raha miroborobo ny tontolon'ny bilaogy miteny Anglisy Karaibeana dia mitombo tahaka izany ihany koa ny isan'ireo bilaogy miresaka lohahevitra manokana. Tato anatin'ny roapolo taona izao, Trinite no toerana lehibe ho an'ny zavakanto maoderina ao Karaiba, izay mifaninana amin'ireo ivontoerana malaza kokoa any Kiobà sy Jamaika...
Mampiasa Ny Aterineto Ny Tompotany Mpiangaly Rap Avy Any Brezila Mba Hitondrany Ny Hafany Ho An'ny Vahoaka
"Mahery ny lahateniko ary miaraka amiko / miteny ny marina aho, tsy te-hitovy aminao aho / mihira momba ireo olana samihafa aho ary izany no asehoko / Ny feon'ny mponina indizeny no feon'ny ankehitriny"
Mamaly Ny Fanontanian'ireo Mpiserasera Ny Filohan'i Mozambika, Saingy Miala Amin'ireo Fanontaniana Sarotra
Tsara kokoa noho ny fiderana ny Fanontaniana sy fanakianana, na dia mety ho ratsy fipetraka sy miteraka fahatezerana aza, satria manery antsika hisaintsaina izy ireo.
Iràna: Ny Tontolo Medikaly Maharaka ny Teknolojia, Ary Ireo Fandinihan'i Norouz
"...Mihira mba tsy hihainoana. Mihomehy mba hanafenana ny ranomaso. Mividy mba hanadinoana ny alahelo.... Tsy maintsy miaina izany aho raha te-ho velona."
Orinasa Iray Manana Fifandraisana Amin'ny Minisitra Paragoainina no Mitarika Ny Fandripahana Ala Ao Amin'ny Faritra Chaco
Ny faritr'i Chaco, izay mipaka any amin'ny faritra Paragoay, Brezila sy Arzantina, dia manana taha ambony indrindra amin'ny fandoroana ala , ateraky ny fitrandrahana ala hamokarana saribao sy hampiroboroboana tanim-bilona ho an'ny fiompiana.
Blaogy Amerika Latina Tsara Indrindra: The Cooking Diva
"Navoaka androany ireo mpandresy tamin'ity taona ity ary faly isika manambara fa ny Cooking Diva, weblog manokan'ilay mpikambana ato amin'ny Global Voices, no voafantina ho "Weblog Amerikana Latina Tsara Indrindra."