Tantara tamin'ny 29 Jona 2017
Ejipta : 18 Aprily, Andro Iadiana Amin'ny Sotasota Atao Amin'ny Vehivavy
Afaka atao ny fanamarihana ireo mpanao herisetra amin'ny ranomainty eo amin'ny tarehiny izay tsy hamela marika maharitra izany, toy ilay ampiasaina mandritra ny fifidianana, rehefa mandona ny rantsan-tanany ao anatin'ny ranomainty ireo efa nifidy
Ny Fanaovana Lohamboto no vahaolana
Tao anatina lahatsoratra lava be anankiroa, mamaritra ny zavatra hitany (Arabo) i Mohamed; sabatra, antsy, tapa-kazo, fividianana vatom-pifidianana, tsy fihetsehan'ny polisy, jiolahimboto mandrangitra mpifidy, fifandonana teo amin'ny MB sy jiolahimboto, fiara vaky fitaratra anoloana.
Afrika Atsimo : Fotoana Handihizana Diski Izao
Maro ireo tenifototra, famantarana sy singa-marika ofisialy mamaritra ireo hetsika ara-panatanjahantena maneran-tany. Tsy misy hafa amin'izany ny Fiadiana Ny Ho Tompondaka Erantany FIFA 2010 any Afrika Atsimo amin'ity taona ity. Ananantsika ny singa-marika ofisialy, ny endrika famantarana ofisialy (Zakumi), ireo famantarana voapetaka ofisialy, ary amin'izao – ananantsika ny dihy ofisialy!
Nahoana No Nandray Anjara Tamin'ny Fifidianamben'ny Fanjakana Mitambatra Ilay Olompirenena Britanika Teraka Etiopiana
"Reharehako i Yemi Hailemariam, vadin'i Andy Tsege, izay nandia ny làlana rehetra mankany Maidenhead mba hihaonana amin'i Theresa May & hangatahana ny famotsorana an'i Andargachew."
An'aliny Ao ny Kroasia no Manameloka ny Tsy Fahombiazan'ny Governemanta Amin'ny Fanavaozana ny Sehatry ny Fanabeazana
“Tsy mila fitaizana sy fanabeazana patriarika izahay”; “Ataovy any amin'ireo fianarana mamily fiara ny fivavahana”; “Ataovy any an-tsekoly ny fanabeazana ara-pananahana”.
Ny Famonoana Faobe tao Thiaroye ny Taona 1944, Tranga Nahamenatra Tamin'ny Vanim-potoana Fanjanahantany Frantsay Tany Afrika
Miaramila afrikana maro, mpanafaka an'i Frantsa, novonoin'i Frantsa. Heloka tokana monja no vitan'ireo miaramila ireo antsoina hoe ' 'Miaramila Senegaly Mpitifitra', dia : ny naha-Afrikana azy ireo.
Mpiady amin'ny Kolikoly Voafelaky ny Fiampangàna Ho Nanao Kolikoly Any Azia Afovoany
"Efa simba hatry ny ela ny zavatra rehetra. Tsy misy azo avotana intsony!"
Kazakhstan: Toekarena sy bilaogy
(Fanamarihana: Lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aogositra 2009) Miresaka mikasika ireo maodelin'ny fitondrantenan'ny vahoaka ao Kazakhstan eo anivon'ny fiarahamonina ny Megakhuimyak… [ru]: Tian'ireo olona aty amin'ny Firenena an-dàlam-pandrosoana manokana ny mandany ny volany amin'ny fisehosehoana, indrindra, rehefa misy hidirany amin'ny lanonam-panambadiana. Vao nisy mpifankatia nanambady, fa efa dolara an'aliny sahady no lany. Avy eo mandoa...