Tantara tamin'ny 11 Avrily 2017
Anisan'ireo Orinasa 100 Voalohany Mandoa Ny ‘Hetran'ny Google’ Ao Rosia Ny Facebook

Tamin'ny Alahady, nitatitra ny gazety Vedemosti fa handoa ao Rosia ny antsoina fatratra hoe "hetran'ny Google " ny Facebook, izay 18 isanjaton'ny hetra fanampiny (TVA) amin'ny orinasa vahiny mivarotra votoaty elektronika ao Rosia
Azony ny Fandehanana ho Eny An'Habakabaka Saingy Tsy Afaka Mivezivezy Malalaka Ety An-tany Izy
"Miezaka fotsiny aho mba ahafantarako ny fomba tsara indrindra handravana ny fanilikilihana milaza fa mpampihorohoro avokoa ny olona Miozolomana rehetra."
Mandrakitra Ny Fihetsiketsehana sy Mizara Toro-hevitra Fiarovan-tena Ireo Mpikatroka Ao Venezoela

"Tsy manana fe-potoana ny fanitsakitsahana ny zon'olombelona...Mandraketa ho an'ny ho avy, rehefa hisy ny demaokrasia."
Satria Mihamafy Ny Fihetsiketsehana, Voakenda ny Fahitalavitra Antserasera sy ny Tranokalam-baovao ao Venezoelà

Tsy azo nidirana nanomboka ny marainan'ny 7 Aprily ny tranonkala fantsona fahitalavira maromaro izay nandefa ny fihetsiketsehana tao Caracas.
Mpaka Sary Amin'ny Tranonkalam-baovao Voasambotra Teo Am-pandefasana Ny Fihetsiketsehana Tao Venezoela

Olona efa ho 30 000 no teo am-pijerena ny fandaharan'ny @VPITV tao amin'ny Youtube raha nalain'ny PNB ny mpaka sary
Dimy Taona Tao Amin'ny Global Voices sy RuNet Echo

Mankalaza ny dimy taona niarahany tamin'ny Global Voices amin'ny alàlan'ity jery todika ity i Kevin Rothrock, mpamoaka lahatsoratry ny RuNet Echo. Dimy taona nandrakofany ireo vaovao momba ny aterineto sy ny fiarahamonina sivily ao Rosia.