Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Vaovao Farany GV Lingua: Martsa 2017

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Ity ny mikasika ny Lingua volana Martsa 2017.

Tamin'ny fitambaran'ity volana ity, namoaka lahatsoratra 709 isika, nahasarika mpitsidika 272.496 ary jeripejy miisa 337.930.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala tamin'ny volana lasa.

Songadina

  • Ny Lingua Espaniola no nanana ny fifamoivoizana betsaka indrindra tamin'iny volana Martsa iny , nahazo mpitsidika miisa 102.070 sy jeripejy miisa 121.719 !
  • Niverina mihoatra ny 20.000 ny fifamoivoizana amin'ny teny Portiogey noho ny ekipan'ny toniandahatsoratra  vaovao!
  • Ny Lingua Rosiana no nanana fandikan-teny nanaitra hatreto, miaraka amin'ny dikandahatsoratra miisa 72 tamin'ity volana ity !

Ireo nitarika tamin'izany volana Martsa izany:

Lahatsoratra

Espaniola 188
Malagasy 111
Grika 98
Frantsay 60
Rosiana 55

Ireo Zotram-pejy Be Mpitsidika

Espaniola 104.815
Frantsay 43.230
Arabo 30.875
Japoney 27.940
Shinoa (nentim-paharazana) 23.819

Facebook

Arabo 132.156
Anglisy 90.302
Shinoa 42.095
Espaniola 19.832
Frantsay 17.822

Twitter

Shinoa 174.550
Arabo 44.210
Espaniola 7.478
Bangla 6.821
Frantsay 5.548

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter sy Facebook! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny maherin'ny 40 izahay!

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.