Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

24 Janoary 2017

Tantara tamin'ny 24 Janoary 2017

Ilay Kroaty Mpanatontosa Sarimihetsika Tsy Amerikana Voalohany Nahazo ny Oscar Tamin'ny Fanaovana Sarimiaina

Amin'izao ankatoky ny fanolorana Oscar izao, fantaro ilay mpanatontosa avy any Kroasia nahazo ny Oscar tamin'ny taona 1961 amin'ny Sarimiaina Fohy Tsara Indrindra.

Pikantsarin'ireo Mpifindra-monina Mpanao Biriky Amoron-drano Ao Myanmar

Amin'ny tranga sasany, miasa miaraka amin'ny fianakaviany ireo zaza vao dimy taona raha tokony hilalao na hianatra any an-tsekoly izy ireo.

Mankalaza ny Fahasamihafana Ara-piteny Antserasera Amin'ny Alalan'ny Fanamby Sary-sy-Soratra Amin'ny Fitenin-dReny

Rising Voices

Mandraisa anjara amin'ny Fanamby Sary-sy-Soratra amin'ny Tenin-dReny amin'ny alalan'ny famoronana sary mampihomehy sy mampisaintsaina amin'ny aterineto amin'ny tenin-dreninao.

Amerikana Iray Mpitety Tany Mampiseho Ireo Sary Taloha Tamin'ny Taompolo 1970 Misy An'i Hiroshima sy i Japana

Japana tamin'ny taompolo 1970. Mbola fari-bohitra maloto i Hiroshima, saingy nandalo fahagagana ara-toekarena ny firenena. Nanatri-maso izany ilay Amerikana Larry Rosensweig. Ary naka sary.

Lavin'i Rosia Ny Fanangonambola Ataon'ny Isam-batanolona Hanohanana Politika

Akon'ny RuNet

Nakaton'ilay dika mitovy amin'ny PayPal ao Rosia ny famindràna vola ataon'olontsotra ho an'ny resaka politika—fanapahankevitra iray hanimba ny mpirotsaka ho filohampirenena hifaninana amin'i Putin amin'ny 2018.